NBA - mania (tohiny fa lava loatra !)

1. donemaskit ( 23/01/2004 20:02)
Tsy mifandanja mihitsy ilay short-handed LA vs Mavs anio alina : Payton mety haharaka an'i Nash ihany, fa ry Nowitzki sy ny Walker sy ny Finley no tsy ho laitra !
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 06:49
2. ikaretsaka ( 23/01/2004 13:00)
ka efa hoe tsisy lakers mandeha izany @ ity .. @ 2005 indray!
3. donemaskit ( 23/01/2004 09:13)
Aleo izay 3 mitsam hiverina eo dia ho hitantsika ny fandehany e ...
4. donemaskit ( 23/01/2004 11:38)
Man of the night leisy :
Peja Stojakovic 13-25 (6-9 à 3 pts) 10 rbs>>>> 37 pts ! Sady nahita sombiny aho... mahery !
5. ikaretsaka ( 23/01/2004 14:47)
ka zahay tsy mila lakers izany e
6. donemaskit ( 23/01/2004 18:59)
NBA champs 2000 - 01 - 02 ve leisy dia hodian'elah fanina ohatr'zany... @ février tokony efa hotafaverina is Shaq sy Kobe, any vao intéressant !
7. donemaskit ( 24/01/2004 20:45)
aôna elah @ ilay Eddy Curry grabbing the long alley-oop from Jamal Crawford?! lavitra leisy iny !
8. ikaretsaka ( 24/01/2004 15:08)
ny an'i K Mart sy Jason androany no voako!
ka efa mankaleo le lakers e.. rehefa Vita dynastye eo nge zao reo de tsisy hafa @ Bulls rava e.. IALAHY IO koa anisan'ny handaka azy ohatran'ny tany nahalavana fa mba ty aho eto
9. ikaretsaka ( 24/01/2004 13:40)
Toa raha izoa no mitohy fia any am-ponja ra kobe no hanao basket kle! saky marary lava... dia hatreo e!
10. donemaskit ( 24/01/2004 14:17)
Raha zay lou no miseho... rava e !
11. ikaretsaka ( 24/01/2004 15:32)
dia hiala aby ny fans lakers dia hifindra kings ve raha izy no mahazo eo sa hifindra cleveland ve sa rockets ve?
12. donemaskit ( 24/01/2004 15:33)
Nuggets !!!
13. ikaretsaka ( 24/01/2004 19:31)
tsss aleo lavitra clippers kle na magic
14. ikaretsaka ( 27/01/2004 11:02)
Niala koa i Byron Scott coach aní NJ nets.
Izay tia Lebron na Yao na Tmac dia raikitra indray androany hariva e.. sady mijery CAN izoa no mijery NBA ry zalahy a
15. fijo ( 28/01/2004 10:21)
za lehitia tsy nahazo intsony ny sport + ko a,tsy mahita NBA intsony
16. donemaskit ( 28/01/2004 10:38)
za koa leisy, nefa iny isan'andro, en direct. Soa fa nahita fika hi-décrypter-na an'ny canal+ dia mbô mahita hirika kely isak'azomà !
17. ikaretsaka ( 28/01/2004 14:58)
tsss voa mafy laisany kle... San antonio nefa androany nanao..resy indray NY fa OK fa san antonio io ko
18. donemaskit ( 28/01/2004 19:47)
Lay Wolves no ohatra ny mahafinaritra ahy zany ; sady lay victoire farany iny manja mihitsy ny fiafaràny > vive Spree !
19. ikaretsaka ( 28/01/2004 16:55)
hihihi mamba spree koa angah aramazkita?
20. donemaskit ( 29/01/2004 20:57)
tsy mamba Spree fa nilay ilay anticipation farany iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4315