tononkira

1. ngou ( 21/01/2004 16:13)
eto izany ve azo handefasana tononkira noforonin'ny tena ihany koa?
novalian'i kitjo ny 20/06/2004 12:16
2. ikaretsaka ( 21/01/2004 16:18)
raha miaraka amin'ny feony koa moa vao mainka
3. hery ( 21/01/2004 16:55)
Efa mihira ve i ngou?
Tarika inona?
4. donemaskit ( 21/01/2004 17:42)
Masaka zany fa alefaso Ngou a... efa renay ve ?
5. ikaretsaka ( 22/01/2004 10:22)
alefaso koa ny feony hianaranay azy raha tsy mbola faheno
6. mozart ( 06/02/2004 10:03)
de ho avy koa zany mozart hanome ny tononkirany miaraka @ solfa
7. jhouhlambout ( 12/03/2004 09:00)
alefaaaa!
8. ikaretsaka ( 13/04/2004 04:00)
aiz'oooooooo
9. sejianis ( 14/04/2004 14:44)
miandry ary izahay e!
Nony nitombo ve ireo liana dia tsy hita tampka inadray ianareo
10. beko ( 15/04/2004 21:54)
est ce que tu m entends eh ! oh !
11. mumu ( 09/05/2004 09:42)
mbola lasa namorona angamba
12. kitjo ( 20/06/2004 12:16)
Mba jereo ange ilay tononkira oe

Arotsahy dieny izao : Feogasy!!

Hafa ihany ny tena mpanakanto.....gasy.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8029