Ambatolampy gara

1. xxx ( 18/01/2004 19:41)
Hono ho'a,antso ihany moa izy ity,iza no mipetraka ao Ambatolampy ka mahalala ny adiresin'ilay clinique eo akaikin'ny tsena azafady?
novalian'i ramoul ny 07/04/2004 16:46
2. ibalita ( 21/01/2004 10:51)
Tsy tadidiko fa rahampitso aho antsoy, dia omeko eo ny valiny!
42 492 38 angamba izy izay
Dr. Eliane na Dr. Dera.

Raha handefa taratasydia:
Toby Fitsaboana Mitambatra
Andafiatsimo AMBATOLAMPY


Ito no iantsoana ahy:
0 30 23 876 35
3. xxx ( 21/01/2004 16:37)
Misaotra betsaka Ibalita a!ianao angaha avy any Ambatolampy?
Misaotra betsaka fa tena manana namana tokoa e!izaho mantsy tsy eto @ faritr'Antananarivo amin'izao nefa tsy tsaroako intsony ilay adiresy.
Misaotra e!
4. ramoul ( 07/04/2004 16:46)
ra mba ohatran'i balita daholo ny namana olona rehetra dia handroso raim i dago malalan-tsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2673