mitady namana vehivavy matotra

1. ravicks ( 18/01/2004 10:33)
miarahaba antsika namana rehetra!
Izaho dia divorcé, cinquantaine, mipetraka aty France, mitady olona matotra sérieuse, tsy intéressée, vonona hanao départ vaovao miaraka amiko;
Misaotra betsaka
novalian'i six ny 26/02/2004 17:24
2. mozart ( 18/01/2004 20:02)
sao dia tokony hanao annonce mihitsy Rangahy no mety a!!!
3. hery ( 18/01/2004 20:31)
Antson'ny Fo = annonce du coeur
4. shadow ( 18/01/2004 10:40)
na maninn' ra mijery any @ site na rencontre ireny
5. hery ( 18/01/2004 12:14)
Ho an'izay tsy mahazo tsara dia natao hitadiavana namana manokana tahaka io nataon'i ravicks io mihitsy ity lohahevitra iray ity. Antson'ny fo izany hoe annonce du coeur. Raha te hanao an'izany eto ny olona dia izay mihitsy no nanaovana ity lohahevitra iray hoe Antson'ny fo ity.
Araka ny nolazaiko hoe tsy fitadiavana vady na sipa fotsiny ny site namana dia ato amin'ity lohahevitra manokana ity no azonao anaovana an'izany.
Misaotra
6. sara ( 19/01/2004 20:10)
salut ravicks, blague sa tena izy? omeo ny mail nao fa sao dia afaka miresaka isika
7. ravicks ( 19/01/2004 12:57)
Mila tsini raha ohatran'ny hoe tsy sérieux ve ny fomba ni-formuler-ko ny annoce, fa tena sérieux aho ary izay no azoko ilazana azy fa tsy misy ahodinkodina. Izay no tena izy é! Mba mila namana hiraka amiko aho, aty am-potont aty no mba tikao. Ok?
8. ravicks ( 19/01/2004 12:59)
Mety ve ny mandefa mail ato @ forum aloha é?
Izaho dia vaovao amin'ity site ity ary izay no isany antony lehibe nidirako teto? Tsy misy mahadiso angamba,
9. xxx ( 19/01/2004 15:35)
Alefaso ary ny mailakanao, fa na tsy hahazo le tena tadiavinao aza ianao de hahazo namana mahafinaritra maro, za anisan'ny mba te ho namanao
10. xxx ( 19/01/2004 15:37)
Alefaso ary ny mailakanao, fa na tsy hahazo le tena tadiavinao aza ianao de hahazo namana mahafinaritra maro, za anisan'ny mba te ho namanao
11. xxx ( 19/01/2004 15:40)
Alefaso ary ny mailakanao, fa na tsy hahazo le tena tadiavinao aza ianao de hahazo namana mahafinaritra maro, za anisan'ny mba te ho namanao
12. xxx ( 19/01/2004 15:48)
Voaray fa misy fanontaniana,firy marina moa ny zanakao ary gasy sa vazaha lay vadinao taloha?Tsy voalazanao manko ireo nefa mety ilaina a!sao mba mety ho mety ihany de alefaso ny mailaka na sary koa raha azo atao maninona moa!
13. ravicks ( 20/01/2004 11:00)
Tsy misy olana fa raha mety dia ity ary ny mail-ko. Dia aleo ary miresaka an privée. Merci
14. rniaina ( 20/01/2004 11:27)
ary xxxx dol zay vevavy mamaly ato zany!!!
15. ravicks ( 20/01/2004 11:45)
Ary ianao rniaina mba ahoana ny momba anao?
16. rniaina ( 20/01/2004 12:01)
tsy ao anatin'ilay criteres-nao za kou, tsy matotra.....
17. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:03)
nanomboka oviana ny rrniaina
18. ravicks ( 20/01/2004 14:37)
tsy maninona, io critere io anie tsy tena important...contacteo any aho dia ho hitanitsika eo!!!
19. hendry ( 20/01/2004 15:23)
mba mety kosa ve zany ravicks??? vao avy nifanaraka t@ ilay iray teo enao, nifanome adiresy mailaka dia mitady an´i rniaina sahady, hitako soritro @ zany sahady ny mety ho fandehany, aleo hilamina...
20. fijo ( 21/01/2004 11:16)
an,an,mbola maka CV aloha izy ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3558