ny fitiavan-dray aman-dreny

21. ikaretsaka ( 12/04/2004 01:10)
hendry> arakarak'ilay vazaha io fa aza generaliser-na
22. hendry ( 17/04/2004 11:32)
ikaretsaka> marina zany fa raha oharina @ zanaka gasy en general mitombina kosa zany e!
23. alz ( 17/04/2004 13:34)
Ahoana ny hevitrareo amin'ny lazain'i Bido (06-04-04) eo ambony io.
Mbola maro ireo lehilahy gasy mieritreritra toy i Bido. Ary maro koa ireo vehivavy manaiky izany.
Inona ny mahatsara sy maharatsy azy?
24. kouala ( 25/06/2004 08:12)
Efa tena tamin'ny andron'ny Vazimba kosa ny an'i lery zany raha tsy hoe Prezida de la Républika nga ny dadany dé miaminkamina fotsiny sisa ny mamany sy izy mianadahy avy. Lazaiko amin'ialahy fa 75% n'ny gasy lesy efa mitrosina amin'ny tany vao mihinana androany a ! Efa tsy lazaina intsony fa hatramin'ny ankizy tsy ampy taona aza efa mifofotra mangataka. Ka raha mba misy kely atsipy any dé tsara fahatongavana an ! Fa raha hoatra ny fihevitr'ialahy hoe tsisy afa-tsy i Dada no andrasana hiresahana vao voavahy ny olana dé tena mamono ny Dada ialahy izany satria ny olana tsy ho tapitra mihitsy tsinona kah ! Moa etsy an-daniny lesy aza manao tsinotsinona ny Neny fa io nge lesy ka olon'ny fo e ! Mahalala fon-janaka marary ka tsy afaka hijery an'ialahy fotsiny mandra-pahatongan'ny dadan'ialahy. Zay fa misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6134