momba ny beauté

1. bozik ( 17/01/2004 10:36)
Inona kay no mba mahaafaka ireny angan-drano ireny,na farafaharatsiny hanaronana azy tsy ho hita be?
novalian'i Kim ny 24/08/2005 09:58
2. donemaskit ( 17/01/2004 11:08)
Ny shampooing mety tsy mifanaraka @ cuire chevelu-anao... Aza adino ny mi-rincer tsara ny volo, refa avy manisy azy.
Head and Soulders sy Fructis (antipelliculaires) no hitako efficaces...
3. ikaretsaka ( 17/01/2004 16:42)
atao traitement coco rase.. solaina herintaona ary vao maniry kely de raser-na (coupe Jordan) dia osorana ilay head and shoulders io... fa afaka... ny volo koa miha matevina....
4. kally ( 18/01/2004 14:22)
Raha tena be loatra mandehana mijery dokotera fa indraindray any anatinao any misy tsy mety tsara.
5. ikaretsaka ( 19/01/2004 16:05)
Coco rase ihany hao ny ten arapide... mba kozy e...
6. donemaskit ( 19/01/2004 19:39)
manjary rasée any koa leisy lay... beauté a!
7. ikaretsaka ( 19/01/2004 19:46)
tsss vao mainka aza iny ny anaovan'ny olona reference letsy... indrindra ialahy mpanao basket io sady herintaona ihany ange no hanasolain'ialahy azy e
8. bix ( 22/01/2004 14:12)
tandremo fa angatra daholo izany an !!! fa izy fotsiny no angatry ny rano okay eh aza manasa @ shampoing mihintsy fa aleo aza mampiasa savony tsotra na savon de marseille
9. nananie ( 03/03/2004 15:52)
Aleo aza manasa loha matetika fotsiny, dia shampoing doux no ampiasaina.Rehefa zatra mampiasa head & shoulders mantsy, dia miverina ndray izy avy eo.
10. ikaretsaka ( 03/03/2004 19:31)
solaina hoa dia manasola herintaona fa afaka.. mba kozy e..
11. hendry ( 05/03/2004 15:31)
Mety marary aty na sahala @ zany koa enao, dia rehefa mihinana zavatra tsy zaka dia mivoaka be ilay izy. Na tsy mihinana zavatra tsy zaka aza nefa dia mety misy ihany fa tsy dia be. Ny tena tsara manatona dokotera.
Raha kamo ho any @ dokotera nefa dia andramo ihany ilay shampoing farehitra fa toa mandaitra ihany ndraindray raha mahavatra, na koa anandrano ampangotrahana @ rano kely dia kely dia ahositra @ hodi-doha ny ranony, na oignon ampangotrahina koa dia iny anasàna loha.
12. pitchou ( 06/03/2004 13:55)
misy karazany maro dia maro ny angadrano! fa ny tsara d manantona dermato. mety ho shampoing d hahafaka azy, mety vokatra traitement koa hono, mety vokatra infection koa na tsy fahampiana vitamines sns ... ka d natao hampiasaina @zany ireny dermato ireny fa manantona, dieny tsy mbola coco rasé naturel satria misy karazany mahatonga ny atao hoe alopécie!
13. miranto ( 10/03/2004 09:24)
mety koa aretina aty ilay izy mahereza misotro rano asio rano foana any anaty sac refa mandeha
14. Kim ( 24/08/2005 09:58)
Mety angamba ny manisy ranona-citron kely amin'ny rano hanakobanam-bolo satria champinon daholo ireny pellicule ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3101