Sipa kely mirevy lehilahy efa manambady

41. kally ( 24/01/2004 10:45)
izay mantsy ho'a.Aza mba manao zavatra tsy mety eto @ namana ho'a fa ataon'ny namana mirehitra a! Misaotra e!
42. ikaretsaka ( 25/01/2004 16:55)
sady eto tsy Kidaona maraina ihany no fa kidaona 24h/24
43. pitchou ( 26/01/2004 19:35)
ka menatra kosa lery hiseho we tsy mahazaka sipa noho reny efa manambady ireny ko!
mety leo bandikely mpamitaka sy miseho ho te-hilalao fotsiny ko ny sipakely d aleony mahita fitia @ reny efa manambady reny! reny na tsy haka azy ho vady aza misy fitiavana azy ihany! d @zay nareo bandikely ihany no maty @ raha nataonareo! d reny madama efa manambady reny indray ko jerena ary e!
44. fijo ( 27/01/2004 10:10)
ka ni madama anie zavatra hafa no ilainy fa tsy bandy kely e
45. pitchou ( 27/01/2004 09:54)
hay? inona no ilainy ry Fijo?
46. fijo ( 28/01/2004 10:03)
cheque en blanc sy carte bleue feno tsara.
47. pitchou ( 28/01/2004 09:59)
tsy any @ bandikely ny madama no hitaky an'izany fa zavatra hafa no ho takiany @ bandikely
48. fijo ( 29/01/2004 09:26)
inona kay?
49. pitchou ( 30/01/2004 09:27)
fijo ko!
50. fijo ( 03/02/2004 09:23)
inona e.izaho anie lehilahy ka tsy mahay e.
51. rinakely1 ( 11/02/2004 13:18)
tsy mahay angah no betsaka any!
52. fijo ( 12/02/2004 11:11)
ka efa hoe tsy mahay ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1835