Sipa kely mirevy lehilahy efa manambady

21. ikaretsaka ( 18/01/2004 19:43)
Izay tiany io.. fa ny ataontsika eto dia mba milaza amin'ny hevitrika mijery izay atony, sao misy ankizy mahita ihany any ka tonga saina
22. ikaretsaka ( 18/01/2004 19:44)
Izay tiany io.. fa ny ataontsika eto dia mba milaza amin'ny hevitrika mijery izay atony, sao misy ankizy mahita ihany any ka tonga saina
23. kally ( 18/01/2004 19:49)
Misy fanabeazana lesoka koa io,ny RAD tsy manara-maso tsara hoe ohatran'iza marina ny olona iarahan'ny zanany.Ny ankizy anie fantatra foana rehefa manao sipa e!ka anjaran'ny RAD koa ny mba mamantatra sy misoroka ny tsy iarahan'ny zanany amin'ny vadin'olona.Mba apetraka aminy koa hoe:raha ny dadanao no misy manadala dia tantinao ve ny mahita ny reninao mijaly ohatra.Indraindray mantsy tsy tonga ao an-tsain'ireny ankizy ireny izany.
24. rinakely1 ( 19/01/2004 11:36)
ok kally an!
25. donemaskit ( 19/01/2004 16:35)
tsara zany tenin'i Kally zany!
26. xxx ( 19/01/2004 18:49)
fa zandrin' i kally firy taona iny bandy miaraka amin' i kally iny ??

Iny ve tsy ho mbola 15 taona any ho any ??
27. fijo ( 20/01/2004 11:34)
aleo hitia izy fa aza sakanana e.izay ilay fiainana.
ahoana indray izany bandy kely izany ry kally.
28. mbateho ( 20/01/2004 19:25)
Ny hevitr'i Shadow kosa hafa mihitsy hoe mety ho maimbo ny tanàna hanariana maloto, ny tsy fantatrao dia mety mitady revy koa anie ilay sipa kely e, indrindra fa hoe milay be ilay rangah.
29. xxx ( 20/01/2004 13:34)
ny mbola tsy manambady bdb ko atao in manambady ê! @ antsoin'i shadow hoe rehefa tsy manaja tena tsy hajain'ny ol! sady ny fitiavana anie manody ê! asakasak'izay tia olona manambady alo, fa tsy hisaraka @ vadiny mihintsy izy, surtt hoe niterahany izay le vadiny! enao vehivavy no lany zara am-pitsanganana eo! mety hoe azonao izay ilainao fa tsy hilaozany noho enao ny vady aman-janany, na farafaha ratsiny ny zanany.
30. fijo ( 21/01/2004 10:54)
ny zanany kosa ve hariany.
31. xxx ( 21/01/2004 11:16)
ka ny kofy kely anie refa vizana @ playst vao mitady sipakely e, nefa ny kofy efa manambady indray refa vizana @ sipakely vao milalao playst miaraka @ zanany, hihihihi.......
32. donemaskit ( 21/01/2004 11:39)
hita be hoe Salita io ambony io.

Ny tsara dia miara-milalao playst e.
33. shadow ( 21/01/2004 13:19)
Iza ary no hilalao playst miaraka amiko fa za vonona?
34. donemaskit ( 21/01/2004 18:06)
Tsisy hamaly an'elah ireo raha tsy miteny elah hoe in lay jeux.
35. kally ( 21/01/2004 19:19)
I Xxx angaha no bandy kely niaraka tamiko?Inona ary ity miteniteny foana zavatra tsy mari-pototra ety imasom-bahoaka ity?sady halako mihitsy ny ahy io olona manontonona ahy tsy sahy mampiseho solon'anarana io akory,kanosa ratsy!!!
36. fijo ( 22/01/2004 10:56)
raha ny fivatambatanan'ilay resaka dia i ramarcos io tsy sahy milaza anarana io.fa maninona kay raha aseho ny anarana.ary maninona koa raha mahazaka azy ny bandy kely 15 taona.sa tsy nahazaka ny sasany dia romotra.
37. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:17)
za gaga
38. rinakely1 ( 22/01/2004 12:06)
marina zany ra fijo an?
lé oln manakina b fatany reny wa tokony rah miseo milay b mba asehoy ny anaranareo e!
39. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:08)
ka manao fiadin'Arabo (mamely amin'ny takona ) nefa mba Gasy ihany ko
40. fijo ( 23/01/2004 09:57)
sady raha lehilahy ve dia hatahotra toa izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2617