Mitady ny Malala

21. xxx ( 19/01/2004 10:44)
fa angaha i ikaretsaka efa nahita toa manamafy be?
22. xxx ( 19/01/2004 15:29)
eny ary tsy manin raha efa nahita ianao e! @ lafiny hafa ndray ary sika mifamatotra e! mirary soa
R.f.
23. xxx ( 19/01/2004 15:30)
eny ary tsy manin raha efa nahita ianao e! @ lafiny hafa ndray ary sika mifamatotra e! mirary soa
R.f.
24. xxx ( 30/01/2004 17:07)
tara be ve za za koa mitady olona matotra bandy aho an! ary sipa no tadiaviko
25. xxx ( 05/02/2004 15:01)
raha zao no mitohy de hifamatopatotra eto sika @ 15 mihaona e!
26. fijo ( 05/02/2004 19:50)
tady ary tadiavina e.
27. manafolahy ( 10/02/2004 12:00)
Izay mangataka dia omena , izay mandondona dia hovohaina : IZAY MITADY MALALA DIA HAHITA
28. dolit ( 20/02/2004 10:17)
Toa tsy amn'itony no mety hahitan'ingahy sipa matotra izany klé!
Eny amin'ny environnement an'ialahy any lesy mitady ah!
sa diso aho tsy maninona!
29. xxx ( 21/02/2004 17:22)
marina tokoa izany!
30. six ( 26/02/2004 17:32)
mety ho possible ihany raha samy tena matotra no mifampitady

matotra
31. xxx ( 11/08/2004 08:13)
(l) :* mitady malala tena tie!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2149