tsy mety tafiala @ gasy

1. xxx ( 13/01/2004 11:15)
mahgaga fa tena raikitra @ malagasy mihitsy ty hoe,mainty sy zarazara ity,raha any an-dafy nefa enao mainty ihany fa tsisy mafantatra an'izany zarazara izany.
novalian'i tsilan ny 04/03/2004 16:23
2. fijo ( 14/01/2004 12:51)
ka hafa ny fiaraha monina any mada,ary hafa ny fiaraha monina aty.
3. kally ( 14/01/2004 20:52)
Ka hita fa misy mainty,misy zarazara,misy fotsy ka maninona?
Amiko tsy mampaninona ahy mihitsy rehefa misy miteny ohatra hoe sipa maintimainty kely iny ?Mba hahamora ny famaritana ny endrikendrik'ilay olona ange izany e!
4. xxx ( 14/01/2004 10:41)
Raha mba izay doly moa ny heritreritry ny olona ry kally
5. donemaskit ( 15/01/2004 20:01)
Za koa lo dia miombon-kevitra @ Kally amizay : refa fotsy dia fotsy, refa maintsy dia mainty, refa zarazara dia zarazara, refa mavo dia mavo...
6. donemaskit ( 15/01/2004 20:01)
Za koa lo dia miombon-kevitra @ Kally amizay : refa fotsy dia fotsy, refa maintsy dia mainty, refa zarazara dia zarazara, refa mavo dia mavo...
7. tsilan ( 04/03/2004 16:23)
Inona ary no olana? Izay no lokonao dia izay? Diso ve aho raha miteny hoe mainty ianao satria izay ny lokonao? sa ny tianao dia ny hiantsoana anao hoe le fotsy, toa an'ingahy Jackson. Tokony ianao no manova saina mba hizatra izany. Za aloha dia manonona olona amin'ny foko misy azy matetika mba tsy ho fitaovana ampiadiana intsony ny foko, ary mba ho zatra ny olona eh. Ny merina sy ny betsileo n'aiza n'aiza aleha dia tsy tonony amin'ny anarany fa dia hoe ao am'le ambaniandro na hova ao eh, ao am'le betsileo ao eh. Inona no mahasosotra am'zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759