ANTSO

21. xxx ( 17/01/2004 11:32)
Sao de mba azo tefena ho matotra ihany ry xxx a! tsy misy ange zany tsy matotra zany fa minia tsy matotra na hiniana ho tsy matotra lay fiarahana e! de aôna zany? lazao raha vonona an!
22. xxx ( 19/01/2004 15:50)
Izaho aloha vonona ka ahoana ary e!Aiza ianao.Samy tsy matotra izany no miaraka mety mitovy tsara
23. vindy ( 21/01/2004 14:58)
averiko fa mba inn!!
ty misy possibilité iray:
mangataka i xxxxxx sipa tsy serieuse hanao fiarahana tsy serieux, de avy eo mbola izy ihany mody miverimberina be de be eo mody tena liana be. de ôtrany hoe nahazo kil be leiry. De manaraka tsimoramora avy eo amin'zay ny tsy serieuse rehetra.
de nahazo le fintana avy eo.
Tena mety ka fa saingy tsy serieux fotsiny.
24. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:37)
Za indray manome anarana sady mandefa hafatra mitovy an'i XXX
koa iza ary no hamaly...?
25. xxx ( 04/02/2004 20:03)
i XXXX
26. six ( 13/03/2004 19:41)
tsy iaho aloha e
27. kitjo ( 13/03/2004 10:50)
valio hono reto sao hendry eo iany jhouhl ny farany an
28. Tiakobe ( 11/04/2013 13:07)
Ra izaho inao ry XXX dia asiana avis de recherche eo amin'ny handrinao rehefa mandeha eny andalambe eny. Sur fa tsy maintsy hahita ianao amin'izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0538