cinéma US

21. donemaskit ( 22/01/2004 17:18)
Mikasika ilay dessins animés iny : marina fa sarotra tsy araka ny eritreretin'ny maro izy ireny kanefa mora kokoa satria : tsy mila caméras, acteurs, ... enao ihany no manamboatra ny décors izay tianao, ny personnages, ny lumières, ... Tsisy take 1 sy take 13...
22. donemaskit ( 22/01/2004 17:48)
tsy mahabe dépenses e !
23. xxx ( 28/01/2004 17:41)
Ary tsy hitanareo nga ilay zavatr ilay ankizilahy teo ambony fandriana nofonosiny tamin ny ba kiraro, tamin ny Américan Pie e! hi hi hi
24. donemaskit ( 29/01/2004 09:18)
ha ha! ary ilay labiera mitapoka sp... nosotroin'i Stifler ?!
25. imasoandro ( 29/01/2004 11:00)
fa mikasika le American Pie io!loza ny nanjo ity bandy kely iray fa nanandrana t@ tarte au pomme tokoa de may le zavatra!tena resaka marina io an, tany america tany ihany no nisy izy io e! ka mila lanjalanjaina ihany ity aseho @ film ity e!
26. donemaskit ( 29/01/2004 13:48)
marina ve zany ?! ngamba vao nivoaka ny four mihitsy ilay tarte !
zaza adala...
27. 2689 ( 01/02/2004 10:10)
I Shrek ny ahy no tantara no tena tiako. Ny tena itiavako azy dia ireo "personnage" tena miaina manana ny maha-olona azy mihitsy. Tsy toy ny hoe sary fa toy ny hoe tena olona mihitsy.
28. donemaskit ( 01/02/2004 10:19)
ilay réalisme-n'ny images de synthèse ve no tian'i 2689 resahina ? Final Fantasy koa tsy ratsy... Ny tena tiako t@ Shrek ilay tantara mi-se moquer an'ny contes de fées, sy ny classiques.
29. donemaskit ( 01/02/2004 10:23)
hivoaka @ Mai 2004 zao ny Shrek 2. Afaka mijery bande-annonce enao ao @ http://www.shrek2.com/
30. donemaskit ( 09/02/2004 15:52)
Inona no mahatsara an'i Kill Bill ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0997