Film orera hozy Pov

21. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:33)
dia safosafoina foana
22. naritsimba ( 21/01/2004 12:27)
ahazo eny am-pamolôna
23. shadow ( 21/01/2004 13:25)
Misy fofom-pôma
24. rniaina ( 22/01/2004 15:14)
foana fona mahanoana
25. jhouhlambout ( 22/01/2004 13:29)
nefa foana ny fotoana
26. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:51)
dia asiana hisavoana
27. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:52)
dia asiana hisavoana
28. mity ( 23/01/2004 19:08)
Za zany noana
29. shadow ( 25/01/2004 18:35)
Ka raha nôna de ahôna?
30. hendry ( 29/01/2004 13:54)
miteniteny foana
31. hendry ( 29/01/2004 13:54)
aiza zay orera?
32. hendry ( 29/01/2004 13:54)
aza miveravera
33. hendry ( 29/01/2004 13:55)
fa bedin´i mompera
34. shadow ( 01/02/2004 18:34)
efa lany lera!
35. pitchou ( 02/02/2004 10:14)
ny fampiakaram-bera
36. imasoandro ( 02/02/2004 13:43)
tsy asiantsika gera
37. xxx ( 03/02/2004 11:18)
fa sao dia mampianjera
38. 2689 ( 04/02/2004 20:32)
Tsy fantar' i ry zalahy monina any am-pita ilay resaka. Ho anareo monina any am-pita, rehefa miantso malagasy amin' ny finday na an-tarobia dia ataovy hoe :
Tsara izany andro izany, hanasa lamba aho androany...
39. xxx ( 04/02/2004 12:03)
aza gafina moa le tononkalo ry 2689
40. six ( 03/03/2004 13:22)
f'hita wa ry xxxxxx
efa fantany fa mody fanina izy ry 2689

zao ny tohiny raha tianao:

tsara izany andro izany
hanasa lamba aho androany
milamindamina ery manasa lamba

nefa lamba roa ve no sasana tsy hilamindamina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5881