Misy dokotera ve eto e.........?

1. isrine ( 30/12/2003 20:33)
Salut!
Toa ohatry ny tsy misy dokotera zany eto, nefa ny ps mipopoka ery: toubib, docteur!
novalian'i isrine ny 10/03/2004 13:24
2. rainisoa ( 31/12/2003 18:13)
salut,tsy de azoko ny tinao lazaina fa hazavao hoe
3. isrine ( 31/12/2003 18:45)
mba misy fanontaniana apetraka momba ny fahasalamana nefa ny dokotera tsisy mamaly!
4. dasy ( 01/01/2004 18:49)
asa raha afaka manome valiny amin'izay tediavinao aho, dokotera aty ampita aho, raha zavatra manokana dia alefaso @ ity : frakoton @wanadoo.fr raha tsi izany dia eto
5. xxx ( 01/01/2004 19:49)
teny misy ary fasika be fa ny zavatra ataony no tena vao maika mampiakatra ny tosi-drà sahala ny olona tsy nampianarina izany hoe conscience pro mihintsy no tena zero e!


6. xxx ( 02/01/2004 18:10)
docteur en théologie ... hi hi hi
7. isrine ( 02/01/2004 17:57)
de raha misy eto, na mipetraka ivelan'i Dago aza, de valio ny fanontaniana mipetraka ao @ fahasalamana.
8. doris ( 03/01/2004 09:11)
Manahoana!
inoana fa misy dokotera mpitsabo eto na dia 1 ihany aza angamba, fa mbola tsy manana fotoana izy hamaliana ny fanontaniana mipetraka ry isrine.
Nefa koa tokony ho serieux isika eto, fa misy anie ka tsy vazivazy ny zava-mahazo ry zareo e.
9. isrine ( 07/01/2004 18:17)
zany mitsy e, indray2 anie ka tsy de ilaina ny mankany @ mpitsabo fa mba vitan'ny eto fotsiny.
10. pitchou ( 10/01/2004 11:23)
angamba isrine raha mazava tsara ny fanontaniana mipetraka ka miantefa any @ dokotera ny tokony hamaly azy dia hamaly ireo dokotera!
11. ravelo2 ( 12/01/2004 19:55)
miandry fanontaniana tena mazava momba ny fahasahiranan'ny tsirairay ara-pasalamana dé ho asiana alaholana raha toa ka afaka hatsidika eto izany.
12. dom ( 13/01/2004 09:01)
Misy !
dia misy koa ny charlatans ary tena bobaka be
13. dasy ( 13/01/2004 11:52)
dom,
tsy mety angamba ny miteniteny toa io, raha tsy dokotera ianao dia nahoana no handainga, tsy dokotera en theologie nefa manaja azy
14. dom ( 16/01/2004 16:08)
Betsaka ny olona misandoka ho dokotera Ra-dasy a! eto Tanà foana ngamba nareo ka tsy mahita fa misy olona veterinaire izao no nianarany dia mitsabo olombel izy , tsy mpandainga sy mpisandoka ve izany! f'angaha ny olombel akoho ry dasy a! sa i dasy koa ohatr'ireo gasy shanàna eto @ tanàna?
15. isrine ( 10/03/2004 13:24)
mitady dokotera hiresadresahana e??????????????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.086