NBA - mania

1. donemaskit ( 22/12/2003 16:10)
Isika rehetra ngamba efa nahare momba an'i Jordan, Kobe sns daholo. Ny tiako fantarina dia :

> Iza amintsika no tena mpanaraka sy mpankafy an'ity basket pro américain ty?
> Ekipa tena ankafizina?
> Mpilalao tena revirevy?
> Ekipa hitanao fa niha tsara?
> Mpilalao hitanao fa niha favy?
> Pronostics @ty saison 2003 - 2004 : champs? MVP? rookie of the year?...?

Misaotra @ valin-teninareo e?
2. donemaskit ( 23/12/2003 11:52)
Aleo zah no hanomboka ary :

L.A. Lakers
Kobe Bryant (LAL)
nivoatra : Denver Nuggets sy Minnesota Timberwolves
mpilalao nivoatra : Baron Davis (New Orleans)
champs : LAL
MVP : Kevin Garnett (Min)
Rookie : Carmelo Anthony (Den)
Coach : Phil Jackson (LAL)
Dunker : Desmond Mason (Mil)
3 pts : Steve Nash (Dal)
...

Tsisy tia basket nga nareo ato?
3. pappas ( 23/12/2003 18:24)
Zah tena tia sady teo niala fa mpanao basket tranainy tao amin'ny Madconsult ary anisan'ny nanandratra an'io equipe io lasa N1A tamin'ny 1998 ka tena mpakafy basket ary mpanaraka ny fiainana'ny Jordan ary mbola io ihany no mpilalao ankafiziko indraindra satria betska ireo efa nivoatra taty aoriana fa mbol tsy nahatratra ny performance-ny.
4. donemaskit ( 23/12/2003 18:55)
Marina fa na dia tsy milalao intsony aza, Jordan ngamba no mpanao baolina "mahay" indrindra : + 30 pts/match, 6 fois champion et MVP des Finales...

Zah sady mirevy basket be no milalao kely ihany, fa tsy mbola niditra club.
5. ikaretsaka ( 24/12/2003 16:09)
Sacramento Kings

Jason Kidd (NJ Nets)

Nivoatra: (hivoatra): NY Knicks satria niova ny GM sady i Isaiah Thomas mba legende ihany

Mpilalao nivoatra: K Thomas (Knicks)

Champs: LAL fa mety azon'ny East amin'ity satria hiady an-trano ny west.

Rookie: LeBron James (Cleveland) mbola tsy nanao tsy nanao aza izy dia efa phenomene.

MVP: LeBron

Coach: Jeff Van Gundy (houston Rockets

Dunker: Sprewell(Timb's) milay ilay tohmawak be iny.

3 points: Steve Kerr (san Antonio) sy Peja Stoja(sacramento)
6. donemaskit ( 24/12/2003 20:36)
Masaka leisy zany analyse-n'elah zany Ikaretsaka fa :

> NY leisy mbola mila miandry ny draft 2004 mints vao tafarina a. Na dia eo aza I. Thomas, mety hitovy @ flop-n'i Jordan tany @ Wizards ihany! Bon, ho hita eo...

> Kenny Thomas ve? Tsy haiko, nde jereko ny stats...

> Les seules équipes de l'Est mety hahazo titre amiko ny Pacers sy Hornets. Sady ny West tsy maintsy ho favy foana no mivoaka eo : LAL, Sac, SA, Dal, Min(?)

> Ny rookie aloha na James na Anthony e, fa 'tsy possible' ho MVP de saison aloha leiry e.

> Jeff V. Gundy? choix intelligent.
7. donemaskit ( 24/12/2003 20:37)
fijo a, Van Gundy leisy no anisan'ny entraîneurs tsy be vava indrindra a!
8. donemaskit ( 24/12/2003 09:34)
hay Kurt Thomas?! Nitombo 1 pt/g sy 2 rbs/g leiry fa tsy convaincu loatra ah!
9. fijo ( 24/12/2003 19:09)
tsy be vava aty ivelany izy,fa be vava mandritra ny lalao.hoatra an'i fernandez tao paris
10. ikaretsaka ( 26/12/2003 15:58)
ka 2 na 3 taona lasa ange i Thomas ka tena vendrana be e.. zao izy efa nahatana toerana mitovy @ power forwards rehetra ! ary mahavita backup an'i Mutombo mihitsy aza indraindray.
Fijo: sao dia planete hafa aza no misy anareo izany, Raha mba manana chance mijery baolina any @ stade dia mba mipetraha ao aorianan'i van Gundy ohatra dia ampitovio amin'i Pat Riley na i Rudy T, (houston Taloha) na i Popovich fa ho hitan'ialahy fa variraraka ny teny ratsy sy ny sisa!
O ry done e: porofo 1 mivongana.. vao resin'i Houston tany amin'ny taniny i Lakers (25 dec) . Ny ahiako aloha hoa dia hoe any @ playoff na conference any ny an'ny west dia efa betsaka ny favo hihintsana e... dia hisoka mangina ny Alizay avy any atsinanana hoy Ra-vince izay!
11. donemaskit ( 26/12/2003 09:39)
Je l'avoue leisy : les Lakers ne st pas ds un bon rithme, ms bon, ho hita eo izay fisehony @ playoffs.
12. fijo ( 26/12/2003 19:03)
any amin'ny playoffs koa anie no tena hita ny herin'ny ekipa e.ho hita eo ihany e.ny ahy aloha,ny lakers dia tsy voako loatra na dia tiako aza ny coach.
13. donemaskit ( 27/12/2003 20:03)
F'iza leisy no hitan'elah hahazo azy @ ity?
14. ikaretsaka ( 27/12/2003 15:31)
Orlando... ha ha ha ha
15. donemaskit ( 27/12/2003 18:43)
F'in tokoa no nahazo an'ireny e?!
Mba McGrady, Gooden sy Howard ihany ve leisy nefa catastrophe be le!
16. fijo ( 30/12/2003 20:03)
tsy mahay miaraka izany ko.
17. donemaskit ( 30/12/2003 20:56)
Ohatra ny mba mitraka kely ihany ry leirony tao ho ao ....
Ary in ndray ny hevitrareo @ reto Spurs manenjika mafy ireto (13 victoires d'affilée)?
18. donemaskit ( 30/12/2003 09:43)
Ikaretsaka > tady hahavoa ihany ny Knicks an'ela ka, i Keih Van Horn no tena nitombo niveau...!
19. ikaretsaka ( 30/12/2003 17:13)
ka tsy i charlie Ward intsony ny point guard an'i Knicks dia lasa nahavoa izy ko! sady efa manomboka hain-dry zalahy ny mampiasa an'i Van Horn!
voky Texan chili ngamba ny spurs dia taitra tampoka ko!
20. fijo ( 30/12/2003 19:04)
mbola ry zalahy ihany anie no hahazo an'io amin'ity e.raparker.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4275