maditra ny sipa ankehitriny

1. donemaskit ( 21/12/2003 19:07)
Ny lehilahy efa hatrizay, fa tsy hitanareo nihanaditra ve ny vehivavy @ zao fotoana?
novalian'i fijo ny 04/03/2004 10:29
2. xxx ( 22/12/2003 13:03)
inona aloha no famaritanao ilay hoe \'maditra\' e! ...
3. xxx ( 22/12/2003 19:39)
zah aloha mbola tsy sendra an'i le sipa maditra
4. xxx ( 22/12/2003 19:41)
zah aloha mbola tsy sendra an'i le sipa maditra
5. xxx ( 22/12/2003 19:43)
zah aloha mbola tsy sendra an'i le sipa maditra
6. xxx ( 22/12/2003 19:52)
zah aloha mbola tsy sendra an'i le sipa maditra
7. devito ( 22/12/2003 19:57)
ohatra ny ahoana kay izany hoe sipa maditra izany aminao ry donemaskit
8. donemaskit ( 22/12/2003 09:01)
sipa maditra = mifoka, misotro, miteny ratsy, tsy mahalala menatra, manaonao foana (sexe sirtou), tsy mianatra fa mampidera entana sy akanjo fotsiny, tsy manaja tena, manaiky kitikitihan'ny ty lehilahy rehetra ty, ...
9. donemaskit ( 22/12/2003 09:03)
... mampirafy, mampiady, mampifilafila, tia tena... Tsy hitanareo fa misy fahamarinana ve zany resako zany?
10. donemaskit ( 22/12/2003 09:14)
Tsy ny sipa hiarahana anie no resaka e, fa ny sipa en général.
11. tequila ( 22/12/2003 10:08)
Ny sipa zany dia maditra rehefa manao ny zay ataon'ny lehilahy ? izay ve no tena tiana lazaina . Satria mantsy ny sipa naditra taloha dia ny sipa nikiry nianatra sy niasa mba ialana amin'ny geja , ny sipa mitokantrano irery mba ho indépendante . Dia niova revy aloha ry zareo zao dia hita arahina foana . Ka inona ary aloha no atao hoe sipa hendry e , amizay ngamba hita tsara ny hevitra roa samihafa , ahafanana mamaly anao tsara
12. donemaskit ( 22/12/2003 10:49)
sipa indépendante ve dia hitovy @ maditra?
13. donemaskit ( 22/12/2003 10:58)
sipa hendry = l'inverse de la sipa maditra e!

Tsy manao izay rehetra tonga ao an-dohany fa mba mandanjalanja sy misaina kely.
14. donemaskit ( 22/12/2003 12:30)
Mba valio araka izay tena ao an-tsainareo :

lasa maditra ve ny vehivavy?
15. fijo ( 23/12/2003 10:00)
marina fa misy fiovana tokoa ny siapa ankehitriny.saingy arakaraky ny fijery azy io.misy ny milaza,fa maharaka ny sipa amin'izao.ilay lazaina hoe maditra io.misy ny mahita kosa fa milingilingy.arakaraka izay toetra mahazatra no itsarana azy ireo.ka tsara angamba raha tsy mitsara isika,nefa kosa azo atao tsara ny milaza izay zavatra hita fa niova.
16. mima ( 23/12/2003 19:57)
Ka ny bandy anie ry Tequila kapaina tsy hita fery fa ny sipa kapaina ny mamoro-nana e. Azafady @ le fitenenana fa izay mihitsy no mahalaza azy
17. donemaskit ( 23/12/2003 09:40)
aôna tsara ry Mima? Tena azafady fa tsy azoko tsara ilay teninao (tsy fahitako andavanandro!)
18. tequila ( 23/12/2003 14:17)
rano zany nareo e ! lol
19. isrine ( 23/12/2003 16:37)
sady rano no basy! samy lo!
lol e!
20. fijo ( 24/12/2003 09:11)
basy rano indray izany izahay an.ka inona no tena tianareo,ilay basy sa ilay ranony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4503