Fety

1. kally ( 19/12/2003 10:04)
Mba inona daholo no ataontsika namana rehefa fety ohatr'izao e?Mba itantarao hoe.Ohatra ry Isrine ve any Liban any mba manao ahoana rehefa faran'ny taona ohatra,inona no ataonareo.Ry Fijo ohatra mba manao inona ?Ry Rfanjav sy Rinakely,..isika namana rehetra e!
novalian'i fijo ny 27/01/2004 20:05
2. isrine ( 19/12/2003 12:09)
Salut!
Raha ny aty aminay aty, rehefa fety de misy fihaonan'ny gasy ny voalohandohan'ny taona, fa za tsy mbola namonjy an'le izy mitsy hat@ zay e.
Mampanembona an'i Dago ny faran'ny taona toy izao, mahalatsadranomaso ny sujet-nao!
Bye
3. rinakely1 ( 19/12/2003 18:12)
Tena tsy nampoiziko indray ty sujet-nao ity marina!
Ny ahy aloha tonga d tsoriko fa any dago ihany no tiko ny fety satria mba miaraka mifaly @ la famille sy ny sipa sy ny namana rehetre!
fa d aty an-tany lavitra aty moa ka tsy hafa-manoatra!
tena malahelo mafy mitsy aho manoratranao ity réponse ity fa bon fiainana daholo zany!
d mirary ny namana rehetra Joyeux Noel sy Bonne Année 2004 e!
ataovy milay b ny fety an d samy tahin'ny ao ambony daholo kou isika na d mifananihany lava eto aza!
4. ikaretsaka ( 20/12/2003 13:48)
dia manaraka ny fomban'ny olona koa.. mifampiarahaba amin'ny madonidina na lavitra na akaiky. tsy mifidy hoe samy gasy na samy inona fa ze sendra eo..
5. xxx ( 20/12/2003 10:42)
tony fety tony mitsy no mampisaina sy mampanembona any dago!injindra refa tratra ny mihaina rery!!mampitomany ery!refa mipense fa ny ol any dago ary enao aty!sa tsy zany!!
6. isrine ( 20/12/2003 11:37)
Any anaty fianakavian'ny olona aty ny tena rehefa sasakalin'ny Xsy, miara-paly @ dry zareo, de mi-tel @ namana fantatra rehetra aty. De mikaly e! Fa ny faran'ny taona de eo ambody tv.
De samy ho tratra soa ny fety aby!
7. isrine ( 21/12/2003 20:42)
Indrindra ho an'ireo any Philippines sy Nicaragua!
8. xxx ( 21/12/2003 15:09)
mampite-hitomany izy izany sady maloka be ny andro
9. xxx ( 22/12/2003 11:27)
marina ny lazain'i X io!mora²anie milaza anzany fa refa tena hiainana tsy vite!!
10. fijo ( 23/12/2003 10:22)
marina fa mahatsiaro ny any an tanana isika,fa na izany aza manao fety koa na aty aza ka.ny ahy dia mi(kally) be aho;dia eo koa aho no mba misotro kely,miaraka amin'ny namana na havana moa izahay aty,satria misy cousins sy cousines ireny tsy dia lavitra anay.dia miara mifaly e.ny ampitso vao miantso any mada.dia izay.ny sakafo dia atao gasy isaky ny fety toa izao.io to mba tena tsy tantiko amin'ilay fety.
11. kally ( 23/12/2003 14:47)
fijo>hi
Ny fety koa ange ry reto na eto an-toerana na any ivelany,rehefa ianao irery tsy hita izay dikany e!
Mirary fety sambatra ho anareo rehetra ary e!
Ry Fijo izany izao angamba efa nitsitra daholo ny gisa amam-borona rehetra.
12. isrine ( 23/12/2003 16:40)
MI - KALY NO ATAO E!
ny lokanay zao rampitso: vorotsiloza misesika vary sy potikena! de @ faran'ny taona tsy mbola fantatra.
13. fijo ( 24/12/2003 09:14)
mikally isika ka.io indray dia spaoro tiako mihintsy.marina aloha fa raha irery dia tena tsy misy revy firy,fa dia aleo manantona namana e.bonne fete daholo.
14. kally ( 24/12/2003 10:00)
Dia mirayr fety sambatra ary Isrine a! ataovy matsiro,ary Isrina angamba izao mahay sakafo be,mba izarao recette raha mazoto Isrine e!na izay mazoto.
15. fijo ( 24/12/2003 18:22)
miam,miam,glou,glou tsara avokoa
16. ikaretsaka ( 31/12/2003 17:10)
toaka izao! toaka izao!
17. kally ( 31/12/2003 20:57)
aza manao dizina be Fijo sy Ikaretsaka a!
18. isrine ( 31/12/2003 19:00)
TRATRY NY TAONA 2004 ABY!
19. rinakely1 ( 05/01/2004 11:43)
BONNE ANNEE!
20. kally ( 05/01/2004 15:06)
Bonne année dia hitondra izay nirinareo ela izay ny taona vaovao!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3622