FA MANINONA NO TSY MODY REHEFA VITA NY FIANARANA

21. fijo ( 11/02/2004 11:18)
ilay mitady asa aloa,angamba esorina ao an tsaina,fa aleo miheritreritra ny manao zavatra ho an'ny tena.
22. kally ( 11/02/2004 19:37)
Marina mihitsy io lazain'i Fijo io,maninona no hiandry tantanana lava izao fa maninona raha mba iaano indray no mitantana?
23. ankoay ( 19/02/2004 14:32)
Ary misy amintsika tena tsy te hierika mainty io sujet io an!! angamba hendrehin'ny eritreriny an!
na izany aza tsy misy tsara noho ny any an-tanindrazana na dia maro aza ireo sakana; n,y finiavan'ny tsirairay no mampiety na tsia ny fiovana fiainana any.
24. ankoay ( 19/02/2004 14:33)
Ary misy amintsika tena tsy te hierika mainty io sujet io an!! angamba hendrehin'ny eritreriny an!
na izany aza tsy misy tsara noho ny any an-tanindrazana na dia maro aza ireo sakana; n,y finiavan'ny tsirairay no mampiety na tsia ny fiovana fiainana any.
25. fijo ( 20/02/2004 10:57)
eny e,avelao izay tsy te hody fa safidy io.fa izay te hody kosa tokony mifanome hevitra amin'izay mety hatao.
26. tristonet ( 24/02/2004 18:02)
Manao ahoana daholo nareo.Mahifinaritra ny tafa sy ny resadresaka ka mirary ny fitohizana e.Ny amiko manokana aloha de somary manahirana ihany ny valiteny sa tria mbola ety france moa za ary indrindra koa miaramila manao stage ny tena (6 mois). Mba mila soso kevitra lehibe aminareo aho zany momba anio cas a ko io tsara ve no mijanona sa ratsy ny mody nefa koa aloha ny visa manahirana avy eo satria visa touriste no azoko.
de mirary fahasalamanan ho anareo avy ny tenako ary ny miandry ny valinteny ho anareo tsy ankanavaka.
27. fijo ( 25/02/2004 12:05)
raha tena tapakevitra ianao dia avy dia mijanona.mafy ny amin'ny voalohany fa vita foana io taratasy io ny iafarany.
28. ralay ( 25/02/2004 19:00)
salut tristonet
io dia miankina aminao ihany na hody ianao na hijanona , nefa diniho tsara ny cas-nao sy ny démarche zay mbola sy zay efa nataonao nahatonga anao @ toerana misy anao zao sy ny conséquence-ny @ maha miaramila anao koa.Tsy misy afaka hanoro hevitra anao @ zao satria tsy manana ny élément rehetra momba anao izahay fa dia ny azo tenenina anao dia mazotoa @ zay ho fanapahan-kevitra ho raisinao.
29. fijo ( 26/02/2004 10:12)
na koa manorata aty aminay ao amin'ny namana dia lazao daholo ny tianao hatao,sy ny momba ano dia hitadiavana hevitra ianao e.mahazotoa.
30. kitjo ( 04/03/2004 16:57)
eeee
31. xxx ( 15/03/2004 15:24)
ahoana moa no ilazana fa ny ankizy mahavita fianarana aty andafy no hampandroso any dago io de tsy voatery izany fa miankina @ tsi 1-1 no mampandroso io firenena io fa tsy hoe ny olona nahavita fianarana taty irery ihany fa na ireo any ary de mahavita izany ny fiainana arabola no tsy odiana any ny lanjany aty sy ny any ka aleo alo miaritra kely aty sy afaka ilay fialonana misy eo @ olona complexe ireny de miverina any ihany
32. kitjo ( 17/03/2004 11:27)
hayyyy,iza moa no milaza aminao fa mialona dol ny olona any???
misy aza le nandeha nianatra nefa tsy lasa aiza akory aty ivelany no complexe hody (tsy ny reetra an)

sady tsy ny rehetra ao Dago no oe fadiranovana e
33. fijo ( 19/03/2004 10:29)
marina izany.fa amin'ny ankapobehany dia misy io toetra voalaza eo ambony io.
34. kitjo ( 19/03/2004 18:42)
misy ange io tsy lavina e,fa tsy oe izay mipetraka aty ivelany dia ialonan gasy ao antoetarana dol,misy ange refa oe aty ivelany d manambany le mijanona ao e,na mihevitra oe ny aty no tena lafatra fa oe ny aDago miaina anaty fahantrana d tena fadiranovana b dol mitsy

Fa enao ange na aiza na aiza misy anao,na miadana na mijaly,na tsara toerana na zara raha velona, gasy gasy foana e,an-taratasy no mety miova
35. ronaldo09 ( 23/06/2004 11:22)
Amiko aloha dia ,manaitra ahy ihany io lohateny io satria ny tenako dia mpianatra nalefan'ny fanjakana hianatra aty ivelany .Ny hoe tokony hody rehefa vita ny fianarana dia marina 100% fa saingy izao : ho ahy manokana aloha rehefa mahavita ny 5 Ans ianarako aty aho dia hody no ao an-dohako saingy raha tonga any Dago aho dia tsy maintsy mandalo chomeur aloha ,za anefa mba nahazo diplaoma ihany ,ary manam-pahaizana koa .Raha tsy hody kosa anefa inona no asa atao aty? tsy mifanentana amin'ny Diplaoma azo akory ny asa atao. Aty andafy anie ka ireo gasy tsy mody ireo dia tsy asa inona no ataony fa mitaiza zaza ho an'ny vehivavy miasa amina restaurent ho an'ny lehilahy fa tsy mifanentana amilay diplaoma azo akory e!
Amiko aloha raha mahita asa mifanentana amin'ny diplaoma-ko aho aty dia mijanona miasa aty ,fa raha hiasa amina restaurent kosa ....aleoko mody
36. alz ( 23/06/2004 11:41)
Ronaldo > ny asa rehetra dia tsy misy ratsy izany... ary ny fiainana tsy miodina eo amin'ny asa irery ihany.
Maro ny gasy manana asa normal mifananaraka amin'ny fahaizany aty, fa image na estudients vao afaka ireo resahinao ireo, izay tsisy maharatsy azy.

Ny fijanonana na fodiana dia resaka perso fa na izany aza ny fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana ny fianampirenena dia tsy miankina amin'ny toerana iainana. Efa nisy nilaza matetika teto amin'ny forum io.
37. fijo ( 23/06/2004 21:58)
alz> marina io voalazanao io.
38. didi ( 26/06/2004 17:35)
Ny tsy hodiana dia mety kokoa ho anao ny aty satria ohatrany be ny solutions, ary ny ara-pahasalamàna indrindra², ho antsika izay mananjanaka !
39. kitjo ( 03/07/2004 06:27)
Amiko aloha aty ivelany tokony angalanao sopapa oe maka experience enao maka fahaizana.
Indrindra koa maka vola .
Fa rehefa avy eo tokony mba mody fa iza ary no andrasana ao raha lasa aby ny manam-pahaizana sy manam-bola?
izay nge mahatonga ny vazah mi-domine e...

Tsy oemna tsiny nefa fa miankian @ tsirairay io , misy ny olana @ resaka tokantrano sns.
Fa mba oe "gasy enao dia asehoy @ endirny maro ny fitaivanao an'i Madagasikara"
Tsaratsara kokoa ny mody nefa ra tsy afaka d be ny azo atao koa e.
40. booboo ( 03/07/2004 08:11)
mitovy hevitra @ kitjo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1114