FA MANINONA NO TSY MODY REHEFA VITA NY FIANARANA 
Mba efa betsak ihany zay excuse sy raison henoko izay momba io resaka hoe "maninona no tsy mody rehefa mahavita fianarana io?"
fa hatramin'izao aloha dia tena mbola tsy voafaritro mazava ireo antony koa mba lazao amiko hoe "ENAO IO IZAY EFA VALI-VOTAKA TATY " inona kay no tsy hodianao any dago mba hampandroso ny firenena? |
Valio |
Miverina eny ambony
Salut ankoay
Ka inona no asa atao any ?
Na mba hiezaka aza enao hanorona entreprise tsy mba misy aide azonao akory avy @gouvernement
|
Valio |
Miverina eny ambony
xxxx-Dia hampiana foana ve vao hanao zavatra,mbà mahaleova tena e!
|
Valio |
Miverina eny ambony
rehefa tena dinihana dia ny fahatsaran'ny fiainana kokoa any ivelany (niveau de vie) no tsy hodiana ary tsy te hi risque tsy hahazo an'izany rehefa mody aty an-tanindrazana. na mafy aza ny fiainana any an-dafy, mafy ny fitadiavana dia tsara kokoa ny tontolon'ny fiainana isan'andro satria ahitana ny zavatra rehetra izay tadiavina, akaiky daholo ny zavatra rehetra nohon'ny fivoarana'ireny tany ireny. hany ka na ireo klandy, na ireo tsy manan'asa, na dia maizina aza dia mifikitra any. antony hafa ihany koa tsy hodian'ny sasany ankoatr'ireo voalazantsika ambony ireo dia ny henatrin'ny sasany izay tsy tafita tamin'ny tanjona nandehanana tany (asa, fianarana, zava-kanto, sns) . satria fireharehana ny fandehanana sy fipetrahana any an-dafy. ny sasany aza moa efa lany visa na koa expulse mbola mizesta ihany tonga eny ivato koa... |
Valio |
Miverina eny ambony
tsy te hiady hevitra ny momba an`io aho fa matoa tsy mody ny sasany dia misy antony eo. |
Valio |
Miverina eny ambony
manao haona ny ao @ankoay ao!
Srotra ny mamaly ny fanontanianao satria maro tokoa ny mieritreritry ny hody rehafa vita ny fianarany nefa raha tsy assuré kosa ny fari-piainana any dia leon-dry zareo aloha mitsikaraka any raha hitovy fari-piainana @ hafa tsy mba nandrato fianarana any an-dafy dia aleo aloha mijanona any! |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsy azoko mihitsy ny olan'ilay namorona ny SUJET !
AZA MIASA SAINA AMIZANY FA SAMY MANAO IZAY TIANA ATAO E ! ny anao atao izay mampety azy tsara ! |
Valio |
Miverina eny ambony
Souanaly: resaka mandeha toy ny rehetra zany e, satria be ny fanontanian'ny aty Dago we: nahoana no tsy mitodidoha mody ny zanaka rehefa mahavita fianarana? Samy manana ny antony ny tsirairay e. Ny mbola aty Dago aza mieritreritra ny hikopaka ka vao maika ny efa tsy aty ve hipody koa! Tanora ny tena de mbola ny vola alou no manjaka e. Jereo 'ty fiainana tao anatin'ny taona vitsy2 izao! |
Valio |
Miverina eny ambony
Fa hono tokoa wa, rehefa mijanona any ivelany any v d azonay aty an-tanindrazana eritreretina we manana noho izahay aty ?
mikopaka handranto fianarana angamba no nialana taty, d maninona marina raha rehefa vita ny fianarana d mody @ zay?! |
Valio |
Miverina eny ambony
Mety matahotra ry zareo hoe vita ny fianarana dia aiza no hiasa?Iza no hampiasa azy?Ary ny eto amintsika mbola tsy mitovy @ ny any andafy hoe mahazo vola ny tsy manana asa fa dia samy mianto-tena ny tsirairay..izay angamba hoy aho satria zareo mety tsy manam-bola hananganana ho an'ny tenany.Nefa raha olona nandany ron-doha nianatra fatratra nefa tsy hahay hitsikaraka ho an'ny tenany izany,mampieritreritra ihany sa diso ve hoy ianareo? |
Valio |
Miverina eny ambony
Mety matahotra ry zareo hoe vita ny fianarana dia aiza no hiasa?Iza no hampiasa azy?Ary ny eto amintsika mbola tsy mitovy @ ny any andafy hoe mahazo vola ny tsy manana asa fa dia samy mianto-tena ny tsirairay..izay angamba hoy aho satria zareo mety tsy manam-bola hananganana ho an'ny tenany.Nefa raha olona nandany ron-doha nianatra fatratra nefa tsy hahay hitsikaraka ho an'ny tenany izany,mampieritreritra ihany sa diso ve hoy ianareo? |
Valio |
Miverina eny ambony
hi |
Valio |
Miverina eny ambony
rfanjav>mety hanam bola noho ny any mada,sangy tsy mihaina noho ny any kosa.
raha ny amiko manokana,no resahiko,doa tsotra ny antony.efa naika hody aho tamin'ny 1998.efa nalefako daholo mihintsy ny entako rehetra taty.saingy nony tonga tany aho,dia nahita zavatra tsy nifanaraka tamin'ny noeritreretiko.droit no nianarako taty?efa tamin'ny 1994 no vitako izany.naika hanao avocat aho,saingy:ny afera iray aty dia 200 000fmg.mbola stagiaire aho aty france no mandray an'io isan'ora.dia ataovy ny kajy.(tamin'ny 1998 io lazaiko io)
>faharoa,maro ny namako avocat aty izao.ary maro ry zalahy no nilaza,fa dia mbola mandeha ilay fika amin'ny mpitsara,ka izay manome be no mandresy.io anefa dia toe tsaina tsy voako mihintsy.ka dia naleoko nijanona.
manao formation ny création d'entreprise aho izao aty.rehefa vita io,dia hanandrana hiverina indray aho hitsapako azy,dia ho hita eo.
izany hoe antony ara bola izany no tena nanakana ahy. |
Valio |
Miverina eny ambony
ankoay
mody alo toi de hita eo na hanaraka zahay na tsia?
za aty mbola mamorina taranja atao isataona
ny boritra ato efa dakan'ny alika |
Valio |
Miverina eny ambony
Raha izaho manokana alou de aleo tsy mody raha tsy efa sur fa misy filet hitaty any rehefa miplonge, lainga lainga fa ny ankabeazan'ny ankizy nahavita fianarana etranger, raha vao mody dia somparana foana, gafiana, ahaizana vava hoe tsy ampahafirtin'izay tany andafy, sns, ary na dia olona tokony hahavita zavatra izao aza dia saboter na tsotra izao eh, inona no hodiana any rehefa vita ny fianarana, tsy aleo mba a l'etranger de aty miteraka de mba tonga de citizen aty ny zaza de mba tsaratsara ny avenir e |
Valio |
Miverina eny ambony
ilay mody aloha izaho tsy manohitra an'io e,fa arakaraky ny azo atao any io. |
Valio |
Miverina eny ambony
ny antony dia izao . Ohatra iray ity omeko anao ity raha manao droit aloha dia tsy afaka ny manao droit any dago mihintsy satria zavatra mifanipaka be ny zavatra atao aty sy ny any ka tsy manome tsiny aho raha tsy mody ilay ankizy mahavita fianarana aty , raha ny faniriana dia ny hampandroso ny firenen'ny tena mihintsy
tsy manohitra ny fodina mihintsy fa zara ary anie tafody e! ararakaraka ny fianarana ataonao ihany koa io mbola manao stage koa ianao aty ka raha tian'ny mpampiasa moa dia votana avy eo io indray dia izao ny karama aty no mety kokoa noho ny karama any Dago satria ny volantsika tsy asian'olona lanjany
miankina @ tsirairay zany io e! mbola eo ihany koa ny adaptation ny fiainana taty sy ny any Dago satria ny fianarana akory tsy vita ao anaty 2 na telo taona ka afaka miverina ny fiainana niainana tany dago indray ilay olona fa efa zatra ny aty izy ka sarotra ho azy ny miverina ny tanindrazana ao koa ny tonga dia manambady rehefa vita by fianarana |
Valio |
Miverina eny ambony
fanitsiana kely:mitovy ny droit aty france sy ny any mada,ka hafaka miasa tsara any raha nanao droit taty.saingy ilay fomba fiasa no tsy mitovy intsony.ka eo n misy olana kely. |
Valio |
Miverina eny ambony
samy manana ny eritreriny tokoa io ary tsy misy anomezana tsiny na iza na iza. izaho izao maika ery ny hoe hianatra any "an-dafy" fa efa nanao programa hoe tsy maintsy hody rehefa avy eo. dia vao vita fianarana tokoa dia nody, ny tena rahateo tanora tena mbola nahita tsirony @ aventure sy fananganan-javatra. nety tamiko izany satria sampam-pianarana vaovao tsy mbola nisy gasy nanao firy ary tsy dia fantatry ny olona no nataoko. teto an-toerana aho no nanatevina tamin'ny traikefa ny fahaizana norantoviko tany. dia izao aho mba afaka mandalondalo kely any ivelany any indray tsindraindray! dia mety amiko sy mahafinaritra ahy izay! |
Valio |
Miverina eny ambony
Ny olana anie dia ny fiainana aty sy ny any Dago tsy mitovy e!ary raha hody azo antoka ve ny hahitana asa any .Manalasala ny valiny |
Valio |
Miverina eny ambony