rehefa tonga fotoana .......

1. xxx ( 14/12/2003 18:11)
Inona no atao mba tsy hiverimberenan'izany ntsony e: "rehefa tonga fotoana de marary fona ny kibo na maloiloy te-handoa!". Sa ve mety efa tarazo ny toy izany?
Isrine
novalian'i xxx ny 12/03/2004 20:57
2. rinakely1 ( 15/12/2003 13:18)
efa naturelle izany koa atao ahona indray ary no fanafana azy e!
3. isrine ( 15/12/2003 17:56)
De ho toy izany ve akia mandrapahantitra?
4. fijo ( 16/12/2003 20:36)
matetika ny zavatra toa io,dia hafaka rehefa manam bady ilay vehivavy.manatoan radoko ihany,fa misy azo atao koa manalefaka ilay marary.
5. rinakely1 ( 16/12/2003 10:24)
ity misy fanafody ary raha toa ka tsy zaka e:"nureflex".
refa tonga @ 45 ans dry d efa phase ménopause ka tsy hijaly intsony e!
6. tequila ( 16/12/2003 12:30)
Mandehana akia mankany amy dokotera aloha a , misy aloha hono manaranaka zany e , fa misy nefa tsy maninona mihitsy fa samy manana ny toe-batany , fa zany hoe misy fanafody manena ny maharary .
7. isrine ( 16/12/2003 19:44)
misaotra e!
8. fijo ( 17/12/2003 09:11)
de sitrana e.
9. rinakely1 ( 17/12/2003 11:55)
d vita an!
10. fijo ( 17/12/2003 18:59)
ny inona no vita
11. rfanjav ( 18/12/2003 13:19)
toe-batana akia io a
12. fijo ( 18/12/2003 19:19)
izany ve?sao mandainga
13. isrine ( 19/12/2003 20:11)
de tsy haiko na inona no antony ry zareo fa efa h@ zay mitsy de toy izany fona e.
14. fijo ( 19/12/2003 11:13)
madehana dokotera izany e.
15. isrine ( 19/12/2003 12:11)
ny dokotera aty mijery tavan'olona, sady mahita zavatra lazaina zany ry zareo e.
Ohatra dokotera 3 no nalehanay t@ heritaona, resaka narary lamosina, fa hafa be mitsy ny fahitany an'le hoe marary lamosina.
16. rniaina ( 22/12/2003 14:58)
afaka refa manambady, avy eo manatona radoko, manambady radoko zany ny solution aingana njinja, hi
17. isrine ( 22/12/2003 16:55)
aiza enao no hahita radoko hovadina zany e?
18. fijo ( 23/12/2003 10:23)
ny azy alaina ry isrine a.
19. isrine ( 23/12/2003 16:41)
angah izy io efa manambady?
20. fijo ( 24/12/2003 09:17)
asa ko.alaivo izay ao aminy ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1028