Tsy mifantoka @ fianarana

21. kitjo ( 21/03/2004 10:57)
b lotra koa le fanabeazana diso azo avy @ film sns.....d mahita ireo fomban'ny ankizy any ivalany ny sasany,izay matetika,ankizy tsy miraharaha fianarana sy migafy no hita @ film, d izay no ianarana
22. ikaretsaka ( 21/03/2004 19:51)
ka izay.. ny an'ny tany sasnay anie rehefa anontaniana dia hoe satria izao ny ataon'ny Amerikanina ... na frantsay aza dia hoe maninona no manao izao fihetsika izao.. dia hoe satria zao ny lamaody any amerika.. nefa raha hitany hoe fartra aiza any amerika no manao ilay lamaody
23. kouala ( 25/06/2004 08:00)
Eny e ! Mahafinaritra androany ny lamaody fa ny ampitso refa miketrona ny endrika dé miverena ndray manao mini dé ho hitantsika eo e ! Tsisy afa-tsy ny fianarana ihany reto no antoka hatramin'ny farany an ! Lamaody mandany vola fa ahazoana fahafinaretana ary ny Fianarana mandany ron-doha fa antoky ny ho avy. Anjaranao no misafidy na ny fahafinaretan'ny maso na ny ho avy ! Sady zao koa e ! Nanam-bitana afaka mianatra re dia araraoty fa misy nge reo bado nefa mba te hiezaka amin'ny fiainana e. Tsy tianareo ve zany hoe "olona nahita fianarana izany e".... Tanora ratsy fihary ka antitra vao ratsy laoka (Anyah)
24. maintsokely ( 25/06/2004 08:13)
mahaliana ahy ilay ady hevitra. Ny olana mitranga amin'izao dia resaka ny fiarahamonina sy ny hataon'ny haino aman-jery. Raha mijery ny eto frantsa dia tsy misy afa tsy resaha hirahira, lamaody, fifaninanana izay tsy misy fotony loatra (ferme, loft, colocataire,...) no mandeha ao amin'ny téle ireny ve no hanabeazana ny ankizy dia hifantoka any amin'ny fianarana izy? Ny azo amin'ireny dia hoe "rehefa tsara tarehy sy manao hadalana amin'ny télé dia mahazo vola be raha mihoatra ny olona nianatra bacc+5"
Ny effet n'io any Dago no tena vao maika olana satria isika moa manana toetra mpaka tahaka izay (tsy toetra ratsy io a!). Ny ankizy any dia mihevitra hoe izany no malaza any an-dafy dia aleo hatao. Dia manjary manaonao foana rehefa avy eo.
25. booboo ( 30/06/2004 13:09)
ekena tanteraka !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1872