volanareo

1. tequila ( 13/12/2003 09:37)
Hoe sipa materialy , nefa nareo koa ange rehefa mikaoty dia zay no asehonareo tsinona koa . Zahay ve haka ve dia haka ny ratsy , safidy daholo zany , na maka zavatra any amy score aza enao , zay tsy kaperotra no alainao koa .
Aiza ve rangahy ka misy dia tonga dia milaza tsotra zao hoe , zah ange manam-bola e ! Ka maninona moa raha manana nareo , tsy dia hoe tena nangataka zahay lol
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:00
2. xxx ( 13/12/2003 09:46)
ka ny akamarozn'sipa anie @zao tena tia vola daholo e!!!zavatra 3 no ilain'sipa (en general io an):vola,kata,tarehy.aza tezitra fa en gle io an!!!!!!
3. isrine ( 13/12/2003 15:18)
@ ankapobeny, ny vehivavy tia vola daholo. Atao akory moa ny hiaina tsy misy vola. Misy alou ny sasany tena mitataka lehilahy mitsy e, ireny de tena tsy mety.
De ny lehilahy koa matahotra sao tsy mahapezy raha tsy ohatry ny miseho kely alou fa manam-bola, de zay zany e. Iza no omena tsiny?
4. rinakely1 ( 15/12/2003 13:20)
vola v ? ilaina izany fa tsy atao mahafatifaty! tsy natao hampideraina na @ vhv na @ lhl koa anefa! fa refa samy materialy d aleo izy samy materilay no hiaraka e!
5. fijo ( 16/12/2003 20:39)
mampatahotra ihany izany ,satria rehefa tsy manana intsony izany ilay bandy ,dia veloma.ratsy koa aloha ilay mokoty amin'ny vola e.asa anefa?
6. rinakely1 ( 16/12/2003 10:25)
refa tsy manana izy d tsymanana koa angalatra ary v vo hambabo fon'ny vhv iray e?
7. tequila ( 16/12/2003 12:28)
Ka na lehilahy aza anie lasa rehefa misy zavatra miova amilay vehivavy e . Hozy mahaleo zay hoe " hanaraka anao toy ny aloka , ka tsy hifandao raha tsy andro tena maloka " , samy manana ny maloka eritreretiny ...
8. isrine ( 16/12/2003 19:50)
Nareo lehilahy mitsy no matahotra sao tsy hahapezy de mampiseho fa manambola!
9. fijo ( 17/12/2003 09:13)
asa ko.mety izay no hitany hoe tena maha mora ny fandehany.
10. tequila ( 17/12/2003 11:48)
Ary ty fijo ty aiza no amy ray maraina vao manoratra e?

Nefa aloha raha zah dia mahasosotra ahy ny vao iresahina dia hoe zah ange manambola hozy lay iray , tsss .
Aleoko maheno hoe , zah ange tsara fanahy , na hoe mba zavatra hafa e!
11. rinakely1 ( 17/12/2003 11:56)
ka ny lelà ,lelà ihany!
12. fijo ( 17/12/2003 19:01)
aty marseille aho e,ho avy aty angaha i tequila?
ary inona indray hoe ry rinakely ity lazainao momba ny lehilahy.
13. mity ( 18/12/2003 18:41)
Fa misy indray ny bandy tena tsy miaraka mihintsy raha tsy sipa manambola
14. rfanjav ( 18/12/2003 13:24)
rehefa tsy resaka fitiavana fa intéret no andrasana @ ilay iarahana dia mikonty ny vola e !
15. fijo ( 18/12/2003 19:21)
mety tsy vola ihany ka,aty izao maro no miaraka ahazoana taratasy.
16. isrine ( 19/12/2003 20:13)
samy manana ny politikany e.ny ao ambadiky ny taratsy ve tsy vola ihany ry Fijo?
17. fijo ( 19/12/2003 11:13)
an,an,vao azo ny taratasy dia mipa nysasany.
18. isrine ( 19/12/2003 12:13)
De raharaha indray zany e, aza mba voany ihany!
19. mity ( 22/12/2003 09:34)
Mafy tokoa anie zany hoe te hipetraka any andafy zany e! misy olona fantatro zay zao vô 2mois izy no lasa tany andafy de nahita vady tany sahady, tonga de natao ny soratra satria le sipa mbola tsy manana taratasy.
Fa misy maka vola mihintsy hono @ reny ry fijo??
20. fijo ( 23/12/2003 10:26)
misy maka vola,fa ny ankamaroany dia fitahan dry zareo ilay olona manana taratasy.ny sasany dia izy no manome vola hoanao,mba hanaiky ilay mariazy.izany hoe tsoriny fa angalany taratasy fotsiny ilay mariage.efa miha sarotra anefa izao ny lalana momba io,ka mila miteraka ny tanana sasany vao manome taratasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1691