Conjugaisons

1. tonah ( 11/12/2003 18:10)
Tohizo ihany ah!

Nous boirond
vous madrier
ils planches
novalian'i booboo ny 02/07/2004 10:54
2. ikaretsaka ( 11/12/2003 16:35)
je pin
3. xxx ( 12/12/2003 16:36)
nous dansog
4. femmesolitaire ( 12/12/2003 13:05)
inona koa izao ireo ataonao ireo ry tonah , rehefa reraky ny asa dia mandehana manao vacance
5. ikaretsaka ( 13/12/2003 16:54)
fa nareo ary aiza.. manao conjugaison ana verbe izy dia ovainy ny fanorara azy ko..resaka hazo aloha zao! azo?
6. ikaretsaka ( 13/12/2003 16:55)
Ell a pallisandre (elle n'a pas les cendres)
7. ikaretsaka ( 13/12/2003 16:56)
Ell a pallisandre (elle n'a pas les cendres)
8. xxx ( 13/12/2003 20:09)
Jacques a randah (zakarandah)
9. xxx ( 14/12/2003 17:42)
pourboire (pour boire)
10. tonah ( 15/12/2003 16:40)
Femmesolitaire> ianao koa tsy mahay afa tsy ny manany hay foana.
11. fijo ( 16/12/2003 11:17)
alivo io(i love you)
12. tonah ( 16/12/2003 09:09)
fijo nange(milomano Fijo).
13. fijo ( 17/12/2003 11:54)
tonah glad be(faly be)
14. ikaretsaka ( 17/12/2003 14:00)
my Tonah to non-stop kill (mitonatonana sy mitapy kely)
15. ikaretsaka ( 17/12/2003 14:24)
Kyle, Tonah and Ray see Mac V. iceing a latte (kay le! toa nandra sy mankvisy hono ialahy ity!)
16. tonah ( 19/12/2003 17:26)
ikaretsaka Manque vis (Manky visy i Karetsaka)
17. tonah ( 19/12/2003 17:28)
Fijo zestebe(Mizeste be i Fijo)
18. tonah ( 19/12/2003 17:30)
Don' t cry ikaretsaka (aza be koretaka re ry ikaretsaka ah!)
19. boaikely ( 19/12/2003 16:46)
Je ....
Tsy mahay ah ka !
20. ikaretsaka ( 20/12/2003 19:14)
Tonah, a qui appartient ce veau qui traine la charrue (no comment)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0994