fiainana maloto.

1. tonah ( 11/12/2003 17:40)
Ankehitriny dia hitako fa tena tsy mierika izany fivavahana izany intsny ny olona. Raha mandeha eny andalana ianao dia teny ratsy no henonao etsy sy eroa. Ny baiboly anefa milaza ao @ Joba 36 : 18 hoe "aoka tsy hamporisika hanao hiteny ratsy ny fahatezerana". Ka aoka re mba hiova fo isika fa efa akaiky ny farany eh!
novalian'i fijo ny 04/02/2004 19:50
2. xxx ( 11/12/2003 11:00)
marina ny anao! efa bdb ny signe retra mampiseho fa efa ho tonga ny farany!
3. fijo ( 11/12/2003 19:07)
ny faran'ny inona e.2003 ve,dia hoavy indray 2004 ka,dia toa izay foana.
4. xxx ( 12/12/2003 20:23)
faran'inino ny farany dia amin'ny fotoana elanao ety an-tany izay ny farany ho anao fa tsy ho any hafa ary tsy misy izany farany izany
5. kally ( 12/12/2003 10:01)
Tsy misy farany tokoa hoe an!
6. rinakely1 ( 12/12/2003 11:22)
tapeno ny sofinao ry se @ manaraka hi!hi!hi
aleo zé hiteny ratsy hiteny fa ny vavanao no fero tsy hamoaka zé fiteny mamoafady retra izao.
7. letia ( 12/12/2003 12:04)
Atao ahoana moa e!
Efa mahazatra izany eto amintsika ho an'ireo olona tsisy saina. Ary indrindra tsy manaja ny tenany sy ny manodidina azy.
Tsy hay intsony......
8. isrine ( 12/12/2003 17:13)
Salut!
Tsy tokony tany @ fivavahana sy finoana ve no nametrahana ny sujet? Aty @ resabehivavy ve nareo no mametraka azy?
Ny farany de tsy ho hisy ry zareo, fa fampihorohoroana fotsiny zany rehetra zany.
Aiza moa no hahafantaranao hoe farany izao, raha toa enao ka maty? Tsy ny olona mbola velona ve no hahalala hoe faran'ny andron'lery zay de maty lery!
9. isrine ( 12/12/2003 17:14)
Ka ny vehivavy ve no mpiteny ratsy alou sa ny lehilahy e?
10. rinakely1 ( 12/12/2003 17:19)
samy miteny daholo na lahy na vavy e! samy misy devoly daholo kou!
11. tiem ( 13/12/2003 18:59)
ny sofinao koa zany mora tafitohina ko
12. rinakely1 ( 15/12/2003 13:21)
tokony tsetsemany d vita koa!
13. fijo ( 16/12/2003 20:45)
rinakely a,ilay miteny ratsy anie ny fahalalako azy dia mamoaka ny maloto avy any anatiny izy e.avoakany eo daholo,koa tsy aleo ve izy hanao izay toa izay hitahiry an'iny ao.ary ilay farany,dia resake io e.ny olom belona no mety ho tapitra,toy ny dinozoro,fa ny zavamananaina hafa hitoy.izay anie ilay evolution par selection naturelle e.
14. rinakely1 ( 16/12/2003 10:27)
enao zany dinozoro ?
eny avokay eo daholo ary d refa satisfait d mijanona automatiquemnt
15. fijo ( 17/12/2003 09:17)
miakatra an.sosotra be angaha i sipa kely.rehefa reraka kosa ve izy tsy hijanona.
16. rinakely1 ( 17/12/2003 11:57)
miakatra @ ahoana ary?
17. fijo ( 17/12/2003 19:01)
hita fa niakatra kely omaly ko.tandremo ihany e.
18. rfanjav ( 18/12/2003 13:29)
E, SAO DIA DISO TOERANA ALOHA ITY LOHAHEVITRA ITY E ?

SAO DIA TOKONY HO ANY @ FIVAVAHANA SY FINOANA
19. fijo ( 18/12/2003 19:22)
ka efa hita fa diso,fa dia arahana eo ihany ka.
20. isrine ( 19/12/2003 20:15)
satria ny fiainana maloto!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1488