Record miara-tafiditra

1. hery ( 10/12/2003 09:47)
Mba jereo angé ilay record-n'ny namana miara-miditra ato ao anatin'ny 10 min. Efa t@ 1er décembre io 40 io... dia tsy resy intsony. Andao hifanao fotoana dia miara-miditra ao anatin'ny fotoana iray handresena an'io record io :)

Lalao daholo zany
novalian'i fijo ny 16/12/2003 11:18
2. betty ( 10/12/2003 12:13)
Ndao ary eh!!
de oviana ny fotoana?
3. isrine ( 10/12/2003 15:51)
Ataovy @ asabotsy maraina na tolakandro.
4. ikaretsaka ( 11/12/2003 10:18)
ataovy ilay @ 2 maraina iny fa @ iny aho no mosy avy mitondra karetsaka eeee
5. fijo ( 11/12/2003 10:53)
ka raha mamo ialahy dia ahoana le.
6. ikaretsaka ( 11/12/2003 14:07)
ka ts'isy idiran'ny hamamoana ny fanenjehana record ko...ko sady miserasera no mosotro kely! sa?
7. fijo ( 16/12/2003 11:18)
ka mibila ao daholo izany ko.izay anie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1143