sipa mikoty bandy

1. lema ( 09/12/2003 12:05)
any @tany mandroso dia efa saika ny sipa ndray no mikoty bandy raha misy tiany dé ahona ny evitry ny sipa gasy @ zany ?
novalian'i fijo ny 10/03/2004 10:00
2. isrine ( 09/12/2003 15:15)
Salut!
Z
3. isrine ( 09/12/2003 15:19)
Za de efa nisaina an'izany, fa noheveriko fa tsy mety de tsy notanterahiko. Fa tsy efa izy ve raha toa ka ny sipa no manao 1er pas, hiandry ny bandy tsy hikoty, ny bandy sasany sarokenatra!
4. bandymilay ( 09/12/2003 15:32)
raha izaho no sipa dia tsy misalasala aho mamboraka ny ato ampoko raha tena tiako ilay olona! hiandry azy eo ve....
5. rinakely1 ( 09/12/2003 17:58)
refa tiana ny oln iray an, refa tsy sahy manao premier pas le kofa d aleo ataon'ny vevavy e! Tsy misy loi we ny lelà ihany no hafaka mikoty .Ny vevavy ary no tena tsara raha tonga izy no mamboraka @nao ny je t'aime-ny ko d tsy ho faly v ary enao e?
6. latino ( 09/12/2003 18:22)
ye tena marina daholo aloha ny nambaranireo eo ambony io ka,raha tianao ve ny bandy dia aleo tonga dia ataonao ny premiere pas ka,sa ahoana hoy anareo,satria mantsy maro ihany koa anie ny bandy mba manao izany,fa heveriny fa tsy mety raha manamboatra anilay sipa nefa efa hita izao fa tena voa aminy mihitsy ilay sipa,efa tsy madiny intsony ilay sipa dia manamboatra,satria izany rehetra izany aloha dia efa nahazo ahy mantsy.
7. fijo ( 09/12/2003 19:23)
tsy olana izany ka,sady mety hanamora zavatra hoa n'ny sasany.dia miandry izahay e.
8. moi ( 10/12/2003 16:25)
Ny lehilahy toa haingam-bava izay na dia @ vehivavy tsy dia mankaiza aza ! Nefa misy ny saro-kenatra, dia ampiana tosika kely, izany hoe porofo fa mba tia ianareo sipa, dia hamboraka fitiavana ihany izy !
Fa ny mivantana hoe sipa mikoty bandy ...
Ny olana, sao dia ohatry ny terena ho tanteraka ilay fiarahana satria te hiditra amin'ilay bandy ianao, na dia tsy dia mafana loatra aza izy !
9. herisoa ( 10/12/2003 19:12)
Inona moa no maharatsy an'izany raha tiany ilay bandy
10. rfanjav ( 10/12/2003 20:51)
Manja izany ko,

Aleo koa izany hivoatra fa mandreraka be rehefa mba misy bandy mahatara anao iny, nefa tsy mikonty mihitsy na tsy mahita ny fisianao akory aza,

aleo mba kontina kely e!

hainay koa io !
11. xxx ( 10/12/2003 12:43)
mbola ambany saina be ianareo fa maninona anefa izany aza dia mitady olana loatra amin'ny fiainana fa rehefa tia dia tia
12. rakheril ( 10/12/2003 14:15)
tonga dia vita ny mission fa tsy asiana resabe
13. rinakely1 ( 10/12/2003 14:57)
zay e mitia fotsiny d vita na kofa na jo no mamboraka fitia e!
14. emy ( 10/12/2003 17:37)

inn mou ny olana ? efa mondialisation zao ! zavatra otran'zany ange le mampicoince antsika malagasy e ! Lazaina tsy mety @ fomba gasy sns ... !
15. fijo ( 11/12/2003 09:38)
ka atoroy ary hoe ahoana ilay fanaovanareo azy,sao dia tsy hainay indray hoe mikoty io.dia lasa saina eo indray izahay.
16. bandymilay ( 11/12/2003 16:21)
amiko aloha ilay mikoty dia mmivelatra be ....fa na @ fomba fijery aza dia efa fantatra ny tiana ambara e! ny fomba haingana indrindra raha tia olona dia ny firesahana aloha, zavatra tsotra no resahina! dia @ manaraka vao mampiditra resaka ( toy ny hoe mahafinaritra ny andro niarahantsika androany!! sns ee......)
17. ulrich ( 11/12/2003 16:40)
le sipa mikôty bandy alou tena araka² ny ol e, fa na zany aza tsy azo omena tsiny ny sipa raha hanao zany satria mety efa leo izy de mitady ny ho mari-toerana tsara satria kou efa mankaleo anazy le mifampitarika eny fotsiny; sady ny kôfa kou nge njay njay timide nefa stupide e
18. xxx ( 11/12/2003 19:44)
Tsy de mety loatra zany ry reto an
Ny bandy anie ka tsy manda fanomezana e sady tsy andalovana katsa - maina e ka raha nareo no miraparapa aloha eo tatazany fotsiny
19. xxx ( 11/12/2003 10:38)
Ahoana no tsy mampety zany ry xxxx io ambony io. Zaho efa nanandrana ary nety. Nisy bandy niara-nianatra taminay, hitako efa hatry ny ela ihany hoe mba manampitiavana kely ahy izy saingy timide be, zaho koa tia azy, niandry ihany aho ny hanaovany 1er pas fa eee, dia nandrasako tamin ny voyage d etudes, rehefa nandehandeha teny amin ny plage iny ny rehetra dia natoniko moramora izy, mody notaritiko hoe ndao anie ho ery fa mahafinaritra, hitako aloha hoe faly be izy tonga dia noararaotiko, notantaraiko azy daholo hoe tadidinao tamintsika niaraka nanao an izao sy zao nahafinaritra be ahy ireny. Dia gaga izy hoe hay tadidinao daholo ireny fotoana rehetra reny, dia izy ndray no nitantara, tadidinao tamintsika nitsangatsangana tary nisy an izao sy izao. Dia nampidiriko ny resaka hoe hay sika nifandinika foana, inona ary ny antony. Tsy sahy niteny izy dia tonga dia notsoriko hoe satria aho tia anao. Soa ihany aloha fa izy koa mba tia, raha tsy zany mety oainina ihany aho e.
Mba manao ahoana tokoa ry lehilahy ilay mikoty tsy mahazo.
20. fijo ( 11/12/2003 19:13)
inona moa fa dia miala aloha,dia miverina indray amin'ny manaraka.tsara kosa ilay nanaovanao azy an,tsy mivatravatra,fa mampalemy fo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1734