Ny malagasy mpikambana aty USA

61. ikaretsaka ( 04/05/2004 16:33)
hum hum .. nahazo malala ingahirainy kle .. hum hum hum hum hum
62. hokie ( 04/05/2004 17:11)
nareo mab mahita gasy aza fa zaho mi-coince aty @ dezaka aty..Tena tsy mahalala olona mihintsy!
63. oully ( 04/05/2004 17:26)
ikaretsaka> angaha i kala tsy mba miteny hoe malala ?
hokie> fa enao avy aiza kay?
64. hokie ( 04/05/2004 22:32)
Eto Virginia aho. Akaikin'ny Richmond. Eto Blacksburg no marina.
65. fijo ( 04/05/2004 23:18)
de hitanao ilay mc do eo amin'ny kihon dalana io,eo akaiky eo za no mipetraka.tongava any an trano e.ih,ih,ih
66. hokie ( 05/05/2004 13:25)
Mba misy gasy ve ao Raleigh, North Carolina? gasy mahay manao ena ritra, koban-dravina sy ramanonaka? hehehe
67. oully ( 05/05/2004 20:09)
ramaso> f'angaha misy resaka hoe fananana indray eto eh :)
68. fijo ( 10/05/2004 22:50)
tsy hay intsony izay resaka mandeha raha mitoy izao kle
69. kitjo ( 11/05/2004 18:49)
hokie> ho avy any a d teneniko enao,he he,North carolina.....

fijo> zay d faly eryyyy
Hay ve le ambadika pharmacie io e, ieee,tsy hitako

oully> marina zany e, refa eny @ airport enao vao misy taratasy fenoina zay hangalana visa, tsy mandoa vola,tsisy in in fa tampon fts,
tanjemo fts voan tazo an
70. fijo ( 11/05/2004 23:18)
hoatra ny any mada izany ka.hoavy izahay ry kitjo an.
71. oully ( 13/05/2004 17:24)
kitjo> eny ho'ah tena ho avy any tokoa zahay (sy fijo zany eh). Dia Visa firy volana zany ?
72. kitjo ( 13/05/2004 19:55)
oully> 1mois no azo raha tourisme, d afaka manao "extension" 14jours aveo

mora be ny miditra fa sarotra ny mijanona sady impossible fa io ra oe visite tsotra amzao
73. fijo ( 13/05/2004 23:47)
izahay ngaha moa hijanona e,ihinana lasopy sinoa fotsiny dia mody.
74. kitjo ( 14/05/2004 01:11)
fanazavana nge no lazaiko e, ko ra ts hifindra monina ko

aiza d lasopy fts, tsy asina sinoazy?ihihiih na vaotamina
75. kitjo ( 04/07/2004 08:08)
kaaaay!
masiso be ny lasopin fijo.....

miandry ny tatitra avy @ malagasy mpikambana any USA zany zay e.
Eo am-periny manko nareo zao.
76. Babata ( 18/04/2005 02:50)
'Zaho koa mba ho avy raha toa ka ao New York ny fihaonana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4144