Hevitra vitsivitsy vokatry ny 29/11/2003

21. moi ( 09/12/2003 20:01)
moi indray na dia handalo ampaha-potoana fotsiny aza dia haka bie !
Mbola saika hiady varotra aza moi hoe sao dia misy tarif antsasany, ohatra hoe 13h à 14h ihany aho no afaka, na ankoatry ny 16h30 any ho any vao afaka dia mba efa misasaka e !
Mety marisika hivily ao ny namana tsy afaka atoandro amin'izay !

Fa heveriko ilaina mihitsy ny hevitry ny maro ahitana marina ny tokony ho vidim-pidirana, ary sokafana atao lohahevitra ny sondage hoe Ho avy na tsia, mikasa, dia ho hita eo ! Sao manantena olona zato, nefa hay 50 ihany no tena vonona !
Fanontaniana hafa :
Mahazo mandray anjara ve ny tsy namana ato amin'ny serasera ?
22. sasa ( 09/12/2003 09:57)
ka aiza no misoratra anarana fa za handeha kan! dia hitondra namana za raha mahita, ilay farany teo aza efa tsy fidiny ny tsy nandehanako, nefa dia nalaza be hoe: nandeha satria ny namako izay mbola tsy namana mihintsy no naka ny pseudo-ko.
23. rfanjav ( 09/12/2003 14:46)
Mahazo mandray anjara na tsy namana aza ka, ary antenaina koa fa hiditra ho namana izy rehefa tonga ao !
24. bice ( 11/12/2003 20:49)
efa mba manakaiky@zay ny fotoana ka in le hevitra tapaka
za klou miala tsiny fa tsy afa manotra ra tsy sabotsy harivariva
ny @fikarakarana io an
fa le @28 de hanao ze mety
mazotoa doly ry mpikarakara a
entina am-bavaka nareo refa le mba mahatsiaro zay
sur e
25. hery ( 11/12/2003 09:07)
Manahoana

Vokatry ny fivorian'ny birao tamin'ny alarobia 10/12/2003 farany teo
Tapaka izany fa

- Hisy koranan'ny namana ao Antananarivo ny alahady 28 desambra 2003 amin'ny 1 ora
- Ny toerana dia ao amin'ny Restaurant Vatomanga 67 ha
- Ny billet dia 20.000 fmg ho an'ny tsy mpianatra ary 10.000 ho an'ny mpianatra (mitondra carte scolaire)
- Tenue cool
- Misy tirage atao ho an'ny billet rehefa tonga any... misy loka ho azo (portable etc...)

Ho fikarakarana an'izany dia antsoina ny namana rehetra izay afaka mba ho tonga ao Ambohijatovo indray amin'ny asabotsy 13 desambra izao amin'ny 2 ora tolakandro.

Tatitra azo tamin'i rfanjav sy i djiul
26. rfanjav ( 11/12/2003 12:16)
Manantena antsika e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.116