You are here: home > Forum

zay ko mbo te hahita ooo

Lohahevitra : Tetikasa sy vinavina
Fitohizan'ny hafatra : zay ko mbo te hahita ooo
Valiny : 23
Pejy:  1 2 > 
kitjo - 03/12/2003 19:27
Manaona daholo e, maninona raha mba asina fihaonana hafa anelanelan'ny krismasy sy taom-baovao (aza leo nareo fa zay ko mbo te hahita . Mbo mandalo any manko zay @zany sady mba mety betsaka ny namana aty ivelany manao vacance any @zany, .
Mbo miandry valiny raha misy mazoto e
Valio | Miverina eny ambony
hjeykey - 03/12/2003 19:34
Hevitra mety sady mety mitombona tsara ao anaty tetik'asan'ny birao vonjimaika @ resaka fihaonana alohan'ny faran'ny taona. Fa aiza ilay izy dia inn no atao amin'izany ?
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 03/12/2003 19:49
Ze marimaritra iraisana kah, za aloha mbola tsy nahita oe inona le fanaonareo rehefa mihaona fa te hahita anareo ny tena marina e,iiihihhih
Valio | Miverina eny ambony
tanja - 03/12/2003 21:56
tsy ratsy ilay hevitra,iza indray io be eritreritra io izao??????ihihihihihih zoma aho dia efa any e,manorata izay interresser!!ary kitjo nahita ilay hevitsa io rahoviana no ho any??
Valio | Miverina eny ambony
hiaro - 03/12/2003 10:32
ho an'ny rehetra eto @ namana ve io resaka io sa misy équipe efa zatra miaraka e, mba lazao izay tena marina fa be anie reo namana mba hihaona @ hafa e
tsara ilay idée fa tokony ho tanterahana e
Valio | Miverina eny ambony
tanja - 03/12/2003 10:38
oujyyyyyyyy,tsika miankavy ato aza dia efa ekipa iray koa!!!!!!atao ho an'i namana rehetra io ka,tsy mifidy!!namana daholo rehefa ato ko
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 03/12/2003 10:54
namana rht kah, tschishy hnkanao invitachion individielle an,hihiiihihihihi,
za tapaka ny volana miainga ki an, fa ny namana sasany aty 24 dol vo miainga fa za vao vita exam d zay mahatonga an le oe anelanelan krismasy sy taombaovao, fa ze marimaritra iraisana io fa za klou d mazoto b e,hihiihihih
Valio | Miverina eny ambony
rfanjav - 03/12/2003 11:50
Efa misy eritreritra ny hikarakarana lanonana kely @ 28/12 izao, fa mbola betsaka ny fanomanana tokony atao,

miandry ny rehetra koa @ fanohanana !

Ho an'i Hiaro : ny ekipa zatra miaraka akory tsy inona fa ireo efa nanana finiavana hamonjy ny fihaonana efa nokarakaraina ihany, ka raha te ho isan'ny ekipa dia tongava @ manaraka e!
Valio | Miverina eny ambony
zolikely - 03/12/2003 14:51
Ataovy mihitsy izany lanonana izany fa t@ ilay farany teo aho tsy afaka.'zahay koa anie mba te hiditra @ ialy ekipa eh.
Amin'ny 28 izany j'espere
Valio | Miverina eny ambony
eritreritra - 04/12/2003 17:35
fa in foana no iantsontsonareo an'i eritreritra e! ty za zao d ahoan l hevitra! hihi!
Za ko lo mazoto foana eraha @ l andro mahaafaka vao maika tsara!
D ataovy dieny zao ndray ny pro sao refa akaiky ndray vao tsisy afaka! Sady @ io ko bdb ny namana avy any @ province ho tonga! D atao mahafinaritra e!
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 04/12/2003 19:00
mmmhhhhhhh,
otsaotsan tsala b izy zany, zay aloha d efa manantena e

rfanjav>>> hono oa, tsy afaka resahina eto angah le sosokevitra iny ??? sa ny any @ birao no miresaka @olona tsi1 1?
Valio | Miverina eny ambony
tanja - 04/12/2003 20:54
hiihihihihihhiihihih
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 04/12/2003 21:09
in aza mampme anjy fa ndana alou njy mody manampy an zareo mikarakara,ihhihihi,aschina mikosoka tsano njy ra anaty tsano le izy
Valio | Miverina eny ambony
mity - 04/12/2003 10:13
Ok fa za partante e! de manao fety be sika @ zay.
Valio | Miverina eny ambony
rfanjav - 04/12/2003 11:35
Efa misokatra ry zareo ny adihevitra momba an'ilay @ 28/12 ao @

"Hevitra vitsivitsy vokatry ny 29/11",

ka miandry ny hevitsika tsirairay avy ary !

Misaotra mialoha !
Valio | Miverina eny ambony
hery - 05/12/2003 20:48
Salama daholo

Jereo eto ambany ny tohiny

http://forum.serasera.org/?rub=viewthread&msgid=m3fcef68107544

Mazotoa daholo.
Valio | Miverina eny ambony
jungama07 - 06/12/2003 16:51
Mba endraso hono ry zala ny akama avy any andilambato @ zay mba mihara mikoran daholo fa milay anyé refa tafa vory bdb sady mety misy fiesta b @ io ato mantsy misy ol tena mazoto mikarakra an io fisets io
Valio | Miverina eny ambony
oupsyyy - 08/12/2003 11:28
Ny fiarahana mbola misy faona fa io am 28 io aloha no ho masahana de ho hita eo ihany.
Valio | Miverina eny ambony
sasa - 09/12/2003 21:34
Ho avy za @io fihaonana io kan! fa ilay farany teo za tsy afaka nandeha, fa mbola somary mianatra kely rehefa asabotsy hariva, fa izao an! ilay tena SASA no ho avy @io fa nisy naka mantsy ny pseudo-ko no tena marina t@ ilay fihaonana farany teny Ambohijatovo iny.
Valio | Miverina eny ambony
rfanjav - 09/12/2003 15:47
Ahoana moa no ahafantaranay hoe iza no tena SASA dia iza no sandoka e?!!!!
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >