Tatitry ny fihaonana 29/11/2003

21. rfanjav ( 05/12/2003 13:04)
Taon-trano hono tsy vitan'irery !
ka manantena antsika rehetra e!
22. oupsyyy ( 08/12/2003 10:27)
Miarahaba antsika rehetra, miala tsiny fa zao vao afaka namela hafatra eto. Misaotra an ireo zay tonga fa de tena nahafinaritra ny risimpon ny tsirairay. Nefa nampalahelo fa vitsy ihany ny namana tonga teny na de efa maro aza ny fanentanana natao. Mbola santatra ambava rano ihany reny fa ny manetsa be mbola ho avy.irarina fa ho betsaka ny namana ho avy amin ilay fiarahana manaraka.
23. fijo ( 09/12/2003 12:14)
raguy o,
raha hanao zavatra anie nefa tsy misy pandrindra dia ,hikorotana fotsiny ao e.izay no hilana birao,fa tsy mandray vola akory io.dia miandry anao e.
24. djiulambout ( 11/12/2003 12:53)
sao de lany andro amin resaka mihodikodina eto isika e, ny tena votoatiny de ity ary ity no tokony ho valin ny olona rehetra aloha zay vao manao dissertation nefa ny sujet tsy mbola fantatra akory,

rehefa tafajoro soa amantsara izy de tsy olana izay resaka atao fa mba miangavy anareo oe ity mila valiny:

- Ny fanontaniana apetraka amin ny namana ato @ site namana.serasera.org izay te hiditra ho mpikambana namana

1- solonarana ( tsy mahazo manao anonyme )
2- Mazoto ny hiditra ho mpikambana ve ianao raha eny vao manohy ny eo ambany
3- Raha eny afaka manome ny sosokevitra ve ianao hanatsarana sy hanitarana ny fikambanana
4- Azo fantarina ve hoe : inona no andrasanao na irinao ato @ fikambanana
5- soskevitra hafa raha misy

ka de manantena anareo hamaly,

ny tohiny tokony ho hitako eto zany dia

1- solon anarana
2 - na tsia de tsy misy tohiny intsony , na milaza ny antony de izay
- na eny de misy tohiny : 3 - 4 - 5

Manantena anareo handray anjara mavitrika satria izay no votoatin ity lohahevitra ato ity
TETIK ASA SY VINAVINA.

TSIKY ARAHAN ASA NO ILAINA

Djiul

25. djiulambout ( 11/12/2003 12:54)

26. fafah ( 17/12/2003 18:14)
ka ahoana tsara moa le fihaonana am le 28 e! ao ve no hanangana ilay birao maharitra sa fihaonana toy ny nisy hatrizay (fifampahafantarana) no hatao.
tsara marina aloha raha raha misy ny birao afaka mandrindra sy mandamina ny vinavina, ary tokony omena fahefana hanapa-kevitra koa koa ireo mpikambana ao na ny hevitry ny mpikambana aza no hiaingan'izany.amzay tsy de lany andro mifanotsafa eto isika.
de mankalaza le am le 28 ndray e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8295