You are here: home > Forum

Mandeha ran'orona @ andro mangatsiaka!

Lohahevitra : Fahasalamana
Fitohizan'ny hafatra : Mandeha ran'orona @ andro mangatsiaka!
Valiny : 10
isrine - 01/12/2003 20:18
Tsy fantatro izay antony ka ilako fanazavana aminareo, fa rehefa mangatsiaka ny andro de mandeha ran'orona za. Tsy isan'andro akory fa indraindray.
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 02/12/2003 11:39
mety tsy mahazaka chauffage dia maina be ny anyanaty orona any dia vaky dia mande-ra
Valio | Miverina eny ambony
isrine - 02/12/2003 16:31
Salut!
Ka ny fotoana mampande ny ran'orona de à iny maraina à 10-11h iny.
Za alou tsy de mahalala, fa ohatry ny inoako ihany le hoe mety ho ny chauffage, nefa koa efa 6 taona za no aty fa vao 2 taona izay no nanao toy izany.
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 03/12/2003 11:32
sao dia miakatra ny tosi-dra?
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 03/12/2003 16:11
tena mety tosidra indray raha izay
Valio | Miverina eny ambony
isrine - 03/12/2003 16:10
De raha tosidra de maninona no rehefa mangatsiaka anefa no miseho le izy e. TSy haiko re e, mitsilany eo ampandriana za reehfa manao toy izany eo @ 30 mn eo de manohy asa indray avy eo.
Misaotra anareo nandefa hevitra e!
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 05/12/2003 16:37
ary raha any ampiasana no tratra dia ahoan any atao?
Valio | Miverina eny ambony
isrine - 05/12/2003 19:22
De maka seza 2 de mitsilany ihany e. Ka mba ilazao hevitra ary ry Ikarestaka a!
A+
Valio | Miverina eny ambony
doris - 03/01/2004 10:14
manahoana e!
manantona dokotera ry isrine. Aza atao tsirambina ny fahasalamana e.
Valio | Miverina eny ambony
isrine - 10/03/2004 14:22
raha toa ary ka lazaina fa hoe tension ilay izy dia tension midina sa miakatra?
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 22/03/2004 10:18
miakatra angamba hoy aho
Valio | Miverina eny ambony