virj

1. lema ( 28/11/2003 11:40)
betsaka ny vehivavy milaza rehefa miaraka fa mbola virj nefa rehefa manao toa tsy zany akory,inona kay no mahatonga ny sasany manao anizany,maninona kay raha tsorina e!mahamenatra ve?
novalian'i ja ny 18/01/2005 17:21
2. xxx ( 28/11/2003 12:33)
Enao lehilahy io indrindra no milaza fa ny vehivavy mora fantarina refa tsy vierge intsony ko inn ary no mbola angalaina ireny efa vita ireny ra izany e?
3. rfanjav ( 28/11/2003 12:46)
mba te hiseho aminao izy fa ianao no "premier amour"-ny e,
4. lema ( 28/11/2003 13:37)
ka zavatra tsy maintsy ho fantatra anie io e!na itsotra énao na tsy itsotra e!
5. ster ( 28/11/2003 13:43)
Efa tratran'izany mihitsy aho ary rehefa nanontaniako moa ilay bajô ny antony nandaingany tamiko hoe mbola virj izy dia nilaza fa amin'izay hono aho miomana sy mieritreritra hoe "je serai le premier alors !" dia tena ho manja be mihitsy hono ny revy satria plus viril kokoa hono aho amin'izay !
Dia tsy haiko mihitsy e !
6. rinakely1 ( 29/11/2003 10:56)
zahay koa ary tsy mahay kou ha ha ha
7. hoditrakondro ( 29/11/2003 13:26)
Lema ko oooooooooooooooooo!
8. xxx ( 29/11/2003 13:54)
matoa nareo manontany raha virj na tsia d misy arrière pensée! de mbô mahatantesa koa ary ny arrière pensé&e-ny hafa! raha tsy izany de lazao tsotra izay antony hanontanianareo an'izany!
9. lema ( 29/11/2003 14:57)
mba resaka mande anie zany rehefa miaraka e!hoe iza no niaraka taminao taloako inona no efa nataonareo,ny valiny ko mantsy matetika dé hoe dandy anakiray zay fa niaraka ela be zay no niaraka nefa nareo mampiesona fa mety efa bandy maromaro
10. isrine ( 30/11/2003 19:50)
Salut!
Sendra ny nahay azy izany enao ry Lema a. Ny ao andohanareo manko dia hoe hahita vehivavy virjiny fona. Nefa enao ve t@ fotoana nanontanianao an'io vehivavy niaraka taminao io ka mbola tsy niaraka t@ hafa? De raha mba anontanian'ny vehivavy ary enao de ho sahy koa ve ianao hilaza fa 1-2 ... no niaraka taminao talohany?
Za alou tsy mba menatra ny hilaza amin'ny lehilahy hoe firy ny talohany e. Ary ampitomboako mihitsy aza, mba hijereko ny réaction-ny.
11. xxx ( 01/12/2003 17:17)
ndrao de pb n'i lema kosa ary ny hahatsapa fa numero iray eo @ fiainan'ilay miaraka aminao ianao ?
12. rinakely1 ( 01/12/2003 20:22)
mety mba fierté-ny lehilahy kosa ngamba ny miaraka @ vevavy vierge koa! @ zay v tantaraina any @ akama rehetra we inn lesy ohatran'izao sy izao?
13. xxx ( 01/12/2003 12:27)
Sipa efa mpiady izy matoa mandainga ry Lema a!.Na koa hoe te-halaina vady de @ izany de hoe rehefa mivady vao manao.Mety ho faly ny bandy hoe virj nefa vita tokoa ny mariazy hay tsy virj akory...misy sipa manao an'izany fa mailo tsara ihany kale.
14. isrine ( 01/12/2003 16:41)
Zay anie no ataoko we senadra ny nahay azy izy e! Mihevitra manko nareo lehilahy fa nareo no tena reni-hevitra!
15. fijo ( 02/12/2003 10:31)
dia nanao ahoana anefa ilay izy,tsara ihany ve sa ahoana.amiko aloha dia tsy miova io e.tsy hitako koa anie izay anontaniana azy an'izany e.hita eo io rehefa mankany.
16. xxx ( 02/12/2003 19:00)
Ho an'i Lema de zao no ataoko anao, manin mou no oue veivavy virj na veivavy tsy virj? ary iza mou no naa virj na tsy any zareo reo? amiko ra izany de mapalaelo mitsy ny fasainanareo lela ra izany satry de izao, manina mou no oue vevavy virj fôna no tedavinareo, refa vita zany ny sasany de lasa ndray mitady afa virj? mapalaelo fa tsy sanatry koury veivavy ka oue siligôma ka ra lany tsiro de arina, tandremo fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina, ary tena mapalelo ra mananjanaka vavy nareo any aorina any!!!! ka saino nideny zao ranga! veloma?
17. fijo ( 02/12/2003 19:07)
aza masiaka loatra amin'i lema kosa moa i silgoma e.mba hevitra anie ny azy iny e,ianao dia miakatra be ery.
18. xxx ( 03/12/2003 10:27)
za alo miombonkevitra @ ilay ol nanoratra xx alohany fijo!! fa maninn tokoa nareo kofa milaza fa exp @ ny fijerena na bola virj ny sipa nefa tsy hita akory aveo!
@zao fotona zao!! efa mihamampalahelo ny fisainanareo kofa injindra reny olona mieritreritra hafa tsy zany ihany eo @ fiainany!!
mba miova @zay hoa! @zany toe-tsaina zany!!
19. isrine ( 03/12/2003 16:44)
Mba te-hahalala anie zany ny lehilahy we milaza ny marina ve isika vehivavy ny @ maha-virj e. Mba resadresakaa alohan'ny zavadrehetra anie zany e, satria tsy misy resaka azon'lery atao zany @ voalohany dia mba zay zany no resany @ tsika vehivavy. Sa tsy ohatrohatr'izay ve le izy zalahy mpanao azy reo?
20. fijo ( 03/12/2003 19:58)
za tsy ilay panao azy ry isrine na dia izaho aza no mamaly an,mety marina fa resaka atao mba hampitombo ilay excitation io fa aza dia masiaka loatra ianareo e.zavatra fantatra fa mitovy ihany rehefa avy eo ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9419