Ao amin'ny namana

1. xxx ( 23/11/2003 20:14)
- Possibilité hametrahana alias amin'izay ny namana tsy voatery hanana boaty 2 na 3 na sns...
- Hafatra tahiry. Anamboarana boaty anankiray hoe Hafatra tahiry. Diia amin'izay izay hafatra tena ilaina tehirizina dia afindra ao. Ny inbox efa voavaky dia 30 jrs no durée-ny dia fafaina automatiquement.
novalian'i xxx ny 09/12/2003 14:53
2. isrine ( 03/12/2003 19:20)
Salut!
De miandry zany zay kou!
3. xxx ( 09/12/2003 14:53)
Ary aza atao ela o! Ny tena tsy laitra dia ny olona manana boaty 2-3, fa manadala vahoka fotsiny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2715