Kilalaom-bôgôsy

1. hoditrakondro ( 22/11/2003 15:42)
Mba tanisao eto ny filaharan'ireo namana lahy manan'endrika nametraka sary eto @ny serasera.
novalian'i fijo ny 14/01/2004 09:36
2. hery ( 22/11/2003 16:51)
Ahoana indray ary izany...

Hay izany no tsy ametrahan'i hoditrakondro sary ato intsony...

Raha misy sarin'i hoditrakondro ato dia milalao aho fa raha tsy izany tsss.
3. sipagasy ( 23/11/2003 10:45)
izaho ihany koa dia mba miombon-kevitra @ hery kouu ianao aza tsy manisy sary akory
4. hoditrakondro ( 23/11/2003 13:39)
De aona zany no hatao raha izany? Tsy raikitra izany ilay lalao nefa ohatra ny mahafinaritra ihany an! Amin'izay mba misy Miss sy Mister Serasera.Eritrereto ihany aloha e!
5. oupsyyy ( 24/11/2003 10:49)
Apetraho ary ny sarin nzay intéressé e
6. fijo ( 24/11/2003 19:44)
de ahoana izany le.izahay tsy boga izany dia ahoana?to mampatahotra indray ilay mandefa sary raha izany ko.
7. oupsyyy ( 25/11/2003 19:20)
Tsy manin io lety a, za ary no tsy hitan'ela fa mapitsoka matanjaka kou, ratsy tava e!!! fa mety handefa sary ihany alou atsy ho atsy e
8. rfanjav ( 25/11/2003 15:33)
iza koa izany te hiseho hoe bogosy ato izany !
dia aty @ resa-behivavy mihitsy no alefa ilay hevitra ! ha ha ha

9. fijo ( 26/11/2003 20:54)
samy mbola tsy misy sary aloha dia samy mbola bogosy ka.
10. oupsyyy ( 26/11/2003 19:45)
De inona alou ny loka e???
11. ilyo ( 26/11/2003 12:37)
dia ahoana izany inona no atao raha za aloha dia aleo tsy mandefa sary izany e aleo ny fahaiza-miresaka no maha-bôgôsy sy tsy maha-bôgôsy sa ahoana?matahotra aho raha hoe handefa sary
12. fijo ( 26/11/2003 18:34)
alefaso ihany aloha hifankafatarana fa aza mano izany.namana ihany anie e.
13. rfanjav ( 27/11/2003 11:42)
ka ny anareo kosa tonga dia fitsarana bogosité no alefa aloha koa,

nefa mba tokony hoe ifankafantarana fotsiny no andefasana sary,

izao ny namana sasany tsy mety mampiditra sary intsony!
14. fijo ( 27/11/2003 18:45)
ka tsy raikitra ilay kilalao fitsarana ka.alefaso ihany ny sary mba hifankalalan tsika.
15. xxx ( 28/11/2003 12:37)
samy milay daholo na ny lahy na ny vavy ato @ serasera e! Zé mitonontena ho bogosy d tazomy ho anao fa tsara fa aza aty @ resaka vevavy aty no mitonatonana e
16. rfanjav ( 28/11/2003 13:06)
ha ha ha
17. rinakely1 ( 29/11/2003 10:57)
hi hi hi
18. isrine ( 30/11/2003 20:04)
Salut!
Mba te-higesta @ tsika vehivavy anie zany ry zalahy fa tena tsy nahita sipa hiresahana teto hat@ izay. Ary izay no tena nametrahana ny resaka eto @ resa-behivavy.
Ny bogosy eto @ namana araka ny nahitako ny sary dia i X.
19. rinakely1 ( 01/12/2003 20:24)
zako alou mahita i X sy X ary X
ataoko fa mahavaly ny fanontanian'izay nametraka azy io an!
20. isrine ( 01/12/2003 16:44)
Ny bogosy ao dia i " Poyoyo"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0866