tantara hafa

41. fijo ( 10/12/2003 20:56)
tsia,io no safidy.
42. ikaretsaka ( 11/12/2003 10:20)
ovay amin'izay ny IDY
43. fijo ( 11/12/2003 10:54)
mba hialana ny mangidy
44. xxx ( 11/12/2003 18:07)
izao ve vao mirava?
45. xxx ( 11/12/2003 18:07)
i dada be volom-bava?
46. xxx ( 11/12/2003 18:07)
izao ve vao matory?
47. mampikanto ( 11/12/2003 20:52)
Ka tsy ho valaka sy ory
48. xxx ( 11/12/2003 11:02)
aza mahasoso-p...
49. ikaretsaka ( 11/12/2003 16:25)
rehefa tsy faly dia mitory
50. fijo ( 12/12/2003 20:33)
ny tany boribory
51. soama ( 12/12/2003 20:46)
mihodikodina tsy sasatra
52. tonah ( 12/12/2003 16:38)
fa rehefa valaka, miapatra
53. isrine ( 12/12/2003 19:15)
eo ambaravaram-pasana
54. ikaretsaka ( 13/12/2003 16:58)
eo ny faty no andrasana
55. rniaina ( 14/12/2003 19:15)
eo ambaravarakely
56. ikaretsaka ( 14/12/2003 13:41)
misy mademozely!
57. ikaretsaka ( 14/12/2003 13:42)
misy mademozely!
58. isrine ( 14/12/2003 17:19)
Ka hono ho'a ry zareo,
59. ikaretsaka ( 15/12/2003 12:51)
maninona moa izy 'teo?
60. tonah ( 15/12/2003 16:47)
Lasa niboridana kay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8889