tantara hafa

1. xxx ( 17/11/2003 16:16)
Mitovy @ ilay lalao iray ihany ity fa ny mahahafa kely azy fotsiny dia atao miady rima raha mety. Rahamety hoy aho an!

Fiainana daholo izany
2. xxx ( 17/11/2003 19:35)
izany rehetra izany
3. xxx ( 18/11/2003 15:56)
hafaliana sy tomany
4. besorongola ( 18/11/2003 14:43)
Izao tontolo izao
5. rfanjav ( 19/11/2003 19:23)
, rakotra ny fiainanao
6. hery ( 19/11/2003 10:27)
vokatry ny natao
7. lovakely ( 20/11/2003 17:23)
Ka tsy aleo ve tsy manao
8. xxx ( 20/11/2003 18:14)
ireny adalana ireny
9. sepultribe ( 22/11/2003 19:19)
no asiana teny
10. tsongler ( 22/11/2003 13:09)
dia toa mirenireny
11. ikaretsaka ( 24/11/2003 14:32)
eny rehetra eny
12. hiaro ( 24/11/2003 10:31)
nefa raha adalana tsy aleo ve mijanona
13. fijo ( 25/11/2003 11:11)
marina izany satria tsy maha vanona.
14. mampikanto ( 25/11/2003 16:10)
Tsy aleo mieritreritra
15. ikaretsaka ( 25/11/2003 16:20)
fa tsy ilaozana mierotra
16. fijo ( 26/11/2003 09:56)
de miohoka sempotra
17. trinity ( 27/11/2003 19:26)
ka ankarary a
18. cathy ( 28/11/2003 19:59)
mahavery fanahy
19. sifotra ( 29/11/2003 19:22)
mahaosa ny sahy
20. ikaretsaka ( 30/11/2003 11:12)
mampalazo mahalehilahy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7171