1er contact

1. xxx ( 15/11/2003 11:22)
Lehilahy no manoratra. Inona kay no zavatra tadiavinareo vehivavy ho fantarina voalohany indrindra rehefa misy kôfa miresaka aminareo.
Dia manomboka aiza nareo no mety hoe mi-s'intéresser amin'ilay kôfa?
Izany hoe ahoana no hahafantarana fa efa manomboka zaka 'nareo.
Misy signe na convention efa fanaon'ny sipa ve? hi hi hi
novalian'i fijo ny 14/01/2004 09:37
2. lilah ( 15/11/2003 17:28)
io ry ian dia samy manana ny azy ny sipa tsirairay ah!!tokony ho tsapanao sy hitanao eny ihany hoe "any zany na tsia eh" ,fa raha ny ahy alo dia tsy tiako ny kofa matcho sy mpanambany sipa reny anefa tia revy eh!!!
3. rinakely1 ( 17/11/2003 20:07)
SLT!
Vehivavy no mamaly. @ko manokana raha vo 1er contact zany mety mbola tsy d misy zavatra azo tsohaina raha tsy mifanena matetika ka eo vo mety hita we inn tokotrany ary no tena tadiavin'ity kofa ity na "fitia tjrs,tjrs" na "fitia pr 1 jour". Izay no tena essentiel @ko aloha e!
Manomboka mi-s'interesser @nareo zahay refa hitanay fa tena tsy miantehitra @ hazo boboka izahay sady tongako d tsapanay we ty kofy ty "ok " na tsia!
Tsy misy signe zany na convention fa samy manana ny méthode ny sipa tsirairay! Refa hitanao fa manaiky foana izy ohatra homenao rdv na invitenao mandende d efa poince zany! Jereo fotsiny ny attitude-ny ra vo mahitanao!
Ataoko fa mahavaly ny fanontanianao ireo !
4. rfanjav ( 18/11/2003 14:25)
Sipa manomboka tara aminao ve dia tsy ho fantatrao?!

5. oupsyyy ( 18/11/2003 16:00)
Tonga de hita misoratra am tavany sy ny masony zany zama a
6. fijo ( 19/11/2003 20:04)
koa raha vao mba manomboka kosa izy ,dia masika aminy ery ianareo.
7. oupsyyy ( 19/11/2003 15:59)
Hay, azafady ary ry tsy mitonina anarana a, io lesy ry akama tonga de hita a, hitan ela am fomba firesany, ny fihetsiny, surtout hoe mou izy fantatr'ela de tonga hita be zany fiovana zany. Azafady raha somary nasika kely teo e. Bonne chance ary e
8. xxx ( 19/11/2003 17:13)
Ny tadiavinn'y vehivavy volaohany,vehivavy aho no miresaka,raha miresaka volaohany amin'ny lehilahy aho dia jereko hoe marani-tsaina ve izy,raha olona donto be ve no ho vadiko ohatra tsy ho very aho?Mahalala fomba ve,manaja tena ve?Raha ny tenany aza tsy hainy hajaina ataony ahoana no ho fanaja ahy raha lasa vadiny aho?..Dia arakarak'izay tadiavin'ilay vehivavy ioe!misy manontany tena hoe be vola ve???etsetra etstra
9. fijo ( 20/11/2003 20:18)
izay ahay mba valiny tokony homena azy.manjary matahotra izy raha avy dia masiaka be aminy ianareo.iela raoupsy an,ampianaro ny akama fa aza avela ho very.
10. oupsyyy ( 20/11/2003 14:14)
Efa hoe azafady woan ao fa tsy hamerina intsony za e. Mifona eeee
11. fijo ( 20/11/2003 19:14)
izaho koa anie mba nianatra e.eh,eh,eh.
12. alex54 ( 22/11/2003 13:08)
Tsy miseho milay !! tsy tonga de "direct "be!!fa maba atao romantique tsy miseho be monkodoha !!!! de surtout ka sanatria tsy zakano izy de tsy manopa na maneso fa tsy fantatra na fitsapany anao iny !!!!
13. mozart ( 24/11/2003 20:03)
bandy'ny1°contact lesy zama no tena izy a!!!!raha vao jeren'mason'la izy de tonga de kobo hoe poince.vao maika hoe asiana rdv ...nefa tandremo fa reo joba reo misy "menarana" an!!!!
14. fijo ( 24/11/2003 19:47)
dia ahoana izy rehefa bibilava?toa mapatahotra koa ialahy isany izany ko.
15. oupsyyy ( 25/11/2003 19:22)
Bedy eo ela ry mozart milaza ny sipa sasany ho menarana, misy feministe be nge lety eto e!!!! Na de hoe marina aza ny lazain 'ela
16. rfanjav ( 25/11/2003 15:30)
mozart : na menarana aza izahay, asakasak'izay mety ho voafitaka io e!

tsisy tsara ohatra ny miresaka ihany io r'ise a,
nefa eo koa ilay fiteny hoe : ny ao am-po tsy miloaka ankamantatra ihany , fa ny fihetsika avoaka no mitory avy hatrany,
17. fijo ( 26/11/2003 20:56)
rfanjav a,asio fampianarana kely aloha izahay,fa toa mbola maro ny zavatra tsy hay momba anareo izany ka.sady hoe menarana.
18. oupsyyy ( 26/11/2003 19:46)
Hay nareo kou mamitaka ihany!!!!! Nefa ny lelahy fona no lazaina ho fositra foana
19. fijo ( 26/11/2003 18:36)
ka izay no maha bibilava azy ka.misosa moramora.
20. rfanjav ( 27/11/2003 11:47)
ha ha ha
izaho ve no hampianatra anareo,
tsy ihomehezanareo eto fotsiny,

ianareo anie mody adala fa efa pro daholo e!

rehefa miresaka @ vehivavy fotsiny dia tsy mila miseho milay izany,
@ voalohany io a,
ianao ve dia tonga dia hiteny aminy hoe "tiako ianao" fa mba amboarina aloha ny resaka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1704