Fianarana mi-charme

1. xxx ( 15/11/2003 11:20)
Tsy ny vehivavy ihany no tokony hahay hi-charme.
Ilaina io na amin'ny lafiny asa na amin'ny lafiny fifandraisana fotsiny.
Ny kôfa mantsy tonga dia mivatravatra fotsiny matetika.
Ahoana no atao rehefa hi-charme ka handresy lahatra client ohatra? Client any ampiasana io.
Ahoana koa no atao rehefa manoloana recruteur amin'ny asa? Rehefa misy entretien ireny toa ny vehivavy ihany no mora tafiditra aloha.
Ahoana koa ny atao rehefa miresaka amina sipa voalohany ka tsy hisian'ny préjugés hoe mamba be? sns.
novalian'i fijo ny 27/01/2004 09:28
2. fijo ( 15/11/2003 14:50)
efa fantany hoe mamba anie.mody fanina fotsiny izy.
3. xxx ( 17/11/2003 20:26)
tsy mila hianarana zany "charme" zany fa efa naturelle ao @ oln 1 e!
sady raha amboarimboarina e fona io d lasa tsy mampiraika manjary ataon'ny jo we manao intéressant ko le kofy ry zany!
4. oupsyyy ( 17/11/2003 09:38)
Ny charme zany lesy zama raha resaka asa no lazaiko an ela tsy ilaina zany, montre leur ta personalite et ton punc et c tout> Raha sipa ndray no koziko am ela de sois naturel de c tout, un petit soupcon d humour de poinsa io
5. fijo ( 17/11/2003 19:58)
kay ra oupsyy prof an,mody fanina fotsiny ny akamako zany.hita eny ihany wa ny kofa milay e.
6. xxx ( 18/11/2003 20:29)
Kozy mintsy ru poupsy an!!! "naturel!!!!" zay fotsiny de efa charme lehibe
7. fijo ( 19/11/2003 20:06)
hianarako ary izany,fa mbola tsy haiko.merci e.
8. oupsyyy ( 19/11/2003 17:18)
Tsy hoe prof lesy ra fijo fa mba zavatra efa nihainana daolo zany de mba zaraina amin ny namana e
9. rfanjav ( 19/11/2003 12:06)
tsiky fotsiny dia ampy e,

dia na misy mahasorena anao aza dia ezahina aseho eny foana ny "bonne humeur!"
10. fijo ( 20/11/2003 20:36)
misaotra amin'ilay tsiky e.fa misy koa ny vehivavy tonga dia manompa.kay,kay,kay.
marina raoupsy a,aleo zaraina izay hay.
11. oupsyyy ( 20/11/2003 09:52)
Henjana tokou le vevavy tonga de manompa a, aza mba tratrany ihany fa sady woain no tsy milay kou e.
12. xxx ( 20/11/2003 13:17)
tsy mahay mi-charme zany nareo kou hi hi hi
13. fijo ( 20/11/2003 19:22)
aleo ary izahay hianatra aminao e.de mba hatoroy fika ny namana.
14. oupsyyy ( 21/11/2003 17:26)
Ye za alou tsy mahay mi charme e, fa mba ampianaro ary zay e
15. fijo ( 26/11/2003 18:44)
dia miandry foana anie e.aiza ary.
16. rfanjav ( 27/11/2003 20:19)
tsy mahazo tonga dia direct be, fa mba mianatra manamboatra resaka aloha, izany charme izany tsy mila amboarina koa fa "automatique" izany

raha tsy izany tonga dia mahazo ompa mihitsy ka,

mianatra "diplomatie" e!
17. fijo ( 27/11/2003 19:15)
izay,moramora izany ialahy raoupsy fa ny ompa dia tsy lavitra an.de diplomate koa,avec le kitapo io an,ah,ah,ah.
18. rfanjav ( 28/11/2003 13:36)
raha mitondra an'ilay kitapo indray ianareo dia tonga dia matahotra indray ny sipa fa sao ireny bandy mandolo fotsiny ireny, ha ha ha
19. isrine ( 30/11/2003 12:36)
Salut!
Mampihomehy nareo.
Ianareo lehilahy alou tokony hianatra mi-charme e, ny an'ny vehivavy ohatry ny mandeha ho azy le izy. Tsy haiko we @ fomba ahona no ampianarana anareo fa miezaha tsikely2 e. Na ny fomba fiakanjo na fiteny na ny fahatsoranao anie dia efa charme iray zay e. Io koa arakaraky ny olona manoloana anao! Hafa ny charme ampiasainao raha hitady asa enao, hafa raha manoloana sipa enao...
20. fijo ( 02/12/2003 11:37)
ka sipa no tadiavina eto ry isrine a,mandolo indray hono ilay kitapo,ka tsy hita intsony izany izy ity e.tsy ahazo mihintsy izany izahay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2089