Ry tovolahy isany................

1. xxx ( 13/11/2003 20:22)
Ho an'ireo zay mahatsapa tena fa Lahy rehetra! Mba valio kely 'reto fanontaniako ireto azafady:
-sarotra b @nreo v kay ny manaja anay viavy?
-inn koa no mahatonganareo mandaiga @nay?
-ary sarotra b @nareo v ny mifona @nay refa 'nareo no diso?
novalian'i fijo ny 13/01/2004 12:36
2. xxx ( 13/11/2003 10:55)
Fanontaniana saro-baliana:

1. Tsy sarotra ny manaja vehivavy... surtout raha vehivavy mendrika hohajaina. Ary rehefa hitanareo fa tsy manaja anareo izahay dia ialao tsotra izao mba ho fay.

2. Euh tsy mandainga izahay (mbola lainga indray io).

3. Sarotra aloha ilay mifona satria matetika izahay tsy mahalala hoe diso.
3. oupsyyy ( 13/11/2003 15:02)
Aza generaliser alou le cas e,tsy hoe bandy iray no nanao ny tsy mety tany aminao tany de lazainao fa tsy manaja anareo zahay na mpanadainga, fa enao nga tsy mba nanadinga teo am fiainana???, apetrako aminao ndray ny fanontanina. Mifona zahay refa mahatsapa fa anay ny fahadisona ka
4. fijo ( 14/11/2003 20:13)
marina ra oupsyy a.to tena te hamely fotsiny i kala io.tsy manaja ahoana hono?ilay mandainga aloha,ifanaovana io tsy maninona.ary ilay mifona,tsy ny tarank'i Eva ve no tokony hifona?izy anie no nanota voalohany ary nitarika an-tsika lehilahy e.sa ahoana ry zalahy.
5. isrine ( 14/11/2003 14:41)
Salut!
Zao akia ry X a,
Ny fanontaniana 1 ihany no hany ho valiko. Tsy hoe sarotra akia ny mifona na ho an'ny lahy na vav,y fa ny dikan'ny mifona dia hoe "tsy hamerina intsony", ka raha sty mifona izy zany de mbola hamerina, ary tsy ny teny hoe "mifona" koa anefa no zavadehibe fa ny fandraisana fikasana tsara fa tsy hanao toy zay vita zay tsony.
6. fijo ( 15/11/2003 15:22)
tsy hiala aho oa!ih,ih,ih.
7. rija ( 17/11/2003 20:12)
1- Za aloha mahita we sarotra be satria bediabe ny fakam-panahy sy ny provocation isan-karazany aty ivelany.

2- Ny mahatonga an'le mandainga indray de satria ny vehivavy tsy mba mahazaka sady tsy mino hilazàna ny marina.

3- Tsy sarotra ny mifona kah. Fa ny olana rehefa mifona de lazaina fa tsy vokatry ny fo akory de inn ihany no atao e ?

Rija
8. oupsyyy ( 17/11/2003 14:39)
tonga soa Rija de misaotra namela diam penina na dian tsoratra eto.
Ny fakam panahy tokoa nge misy fona e. Misy fanontaniana apetrako aminao marina tokou ty ry xxxxxxxxxxx zakanao ary ve rah ny bandinao no miteny aminao hoe xxxxxxxx za mapirafy anao, nanao firaisana tam xxxxxxxx? sns
9. fijo ( 18/11/2003 20:10)
marina tokoa fa ianareo vehivavy dia ny olona milaza izay tianareo henoina no mahafinaritra anareo,fa tsy ny olona milaza ny marina amin'areo.milaza hoe diso izany.
10. rfanjav ( 18/11/2003 20:58)
ntsoooo

tena vitsy akia ny lehilahy mahay mifona izany a,

ary ny tena olana, na ry zareo aza no diso, dia ataony foana izay amadihana ny baolina aty aminao, dia ianao vehivavy indray no tsy mahatanty dia manambitamby,

ilay mandainga indray aloha d'accord amindry zareo aho hoe : tsy dia zakantsika vehivavy loatra ny ilazana ny marina indraindray!
11. fijo ( 19/11/2003 20:14)
izany ahay mba vehivavy mahita ny marina.momba ilay mandainga io an.
ny lehilehy anie tsy mifona,fa manova fihetsika e.rehefa hitanay izahay fa diso dia ovanay ny fihetsikay aty aoriana.tsy efa tsara kosa ary ve izany hozy ianareo.
12. rfanjav ( 19/11/2003 20:08)
Fa mba firy @ lehilahy kosa anefa no mahatsapa fa diso?!
fanontaniana mipetraka! azo isaina @ ratsan-tanana ny valiny!
13. fijo ( 20/11/2003 09:02)
mahatsapa daholo,fa tsy miaiky daholo koa.atao ao anaty ao izany fa tsy haseo vehivavy.
14. rfanjav ( 20/11/2003 20:06)
hambom-po diso toerana,

inona no akàna namana raha izany?! tsy hifampizara!
15. fijo ( 20/11/2003 19:39)
zaraina izy azo zaraina ka.ny fisian'ny iray anie tsy midika hoe tsy misy intsony ny maha izy ny tena e.
16. xxx ( 21/11/2003 10:17)
Ho an'i oupsyy!
Misaotranao namaly! Mankarary fo tokoa ny maheno ny marina indrindra2 fa avy @ oln tina, nefa tsara kokoa ny hitenenao azy zé tena marina d anjarany sisa no mieritreritra! Rien ne vaut la franchise e!
17. oupsyyy ( 21/11/2003 10:27)
Fa zao kou ny tena olona, vitsy ny bandy hiteny am jobany hoe mampirafy za!!! Raha tsy hoe anga tratra ambody omby izy
18. xxx ( 22/11/2003 14:07)
Na tratra art izy d mbola misy mandà foana e! any nge le olana mipetraka e!
19. moi ( 24/11/2003 11:37)
Sarotra be ny manaja viavy ; be loatra ianareo no manintona sy misintona dia mampitombo ny fakampanahy. Tsy maha mpivavaka ka mila manalavitra izahay vao misy antenaina, nefa te hanalavitra ve izahay ?
Ny mahatonga anay mandainga dia sahala amin'ny mahatonga anareo mandainga. Sao tsy tinareo izahay, na sao tsy azo izay ilaina ... Mazava ho azy io e, ao raha !
Ilay mifona dia sarotra, mahamenatra, mamasoka na amin'iza na iza. Raha amin'ny viavy olontiana dia tsy ampy tosika ny fitiavana azy.
20. fijo ( 25/11/2003 20:16)
sarotra ny fitiavana ka.tena sarotra be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2156