ny seckretera gasy mivonavona

21. fijo ( 26/11/2003 10:02)
ireny moa tsy lazaina intsony.fa raha sendra ny vady no mandalo ao?asa fotsiny.
22. rija ( 26/11/2003 17:54)
Mampiferinaina mintsiny indraindray. Tokony hovaina lehilahy indray ny secretaire de mba mety ho hafa ny fandehany !!!!
23. fijo ( 27/11/2003 20:28)
ka ny deba mila sipa manja ka.ah,ah,ah.
24. rfanjav ( 27/11/2003 20:02)
any @ directrice, présidente sy ministra vehivavy ny lehilahy manao secretaire e,
dia mba manindry koa ianareo @ izay, ha ha ha
25. fijo ( 28/11/2003 20:55)
mety fa mampatahotra.
26. rfanjav ( 28/11/2003 13:57)
inn no mampatahotra @ izany ?

mba mampiseho ny fahaizanareo mandray olona ianareo @ izay,
27. pitchoune ( 28/01/2004 17:18)
Matetika ny secrétaire tsy dia nampianarina handray olona loatra fa tao amin ilay toeram piasana no nanorotoro azy ny tokony atao. Ny toetra anefa samy manana ny azy ka misy ny mamalan kira amin ny andro tokony hanaovana tsara fanahy sy mitsikitsiky. Ankoatra ny toetra efa ananany koa dia misy ny problème ny any an trano any no entiny any am piasanany, izay zavatra tsy tokony atao mihitsy anefa. Ny zavatra tokony eritreretinny karazan olona toa ireny dia hoe fivelomana ny atao eo ary tsy nisy nanery azy ho eo fa sitra po foana ny azy na inona na inona. Ka mba ovay ny toe tsaina raha misy secrétaire ratsy loha ao, na standardiste, na réceptionniste fa mbola hivaly aminao ny ataonao.
28. beko ( 15/04/2004 21:51)
ngama kosa zareo efa vizanin ny deba foana dia tsy manana aina hitsikiana intsony
29. felicia ( 11/04/2005 00:38)
indraindry tsika gasy mihitsy no miavona...nody tany dago aho tamin'ny roa taona fa tena tsapako hoe isika malagasy tsy haiko na timidité na fiavonana...ny aty indray moa de raha tsy sariaka tsy raisin'no olona miasa...raha ny secretaire oe hoatr'izay ny ankamaroany angamba tokon'ny homen'ny mpampiasa formation momban'ny fandraisan'olona... :D
30. pitchou ( 11/04/2005 20:01)
rija> misy dia misy tokoa ny secretaire lehilahy saingy tsy mifankaiza! miseho milay! efa nahita aza aho hoe otran'izy no lehiben'ny tale! sady savoritaka!
pitchoune> misy kosa ny formation specialisée secretariat de direction e! fa marina fa raha tena mahay ny asany izy ireny dia sariaka tokoa, satria mahafantatra tsara fa izy no isan'ny iankinan'ny toeram-piasana!

fa le secretaire any andafy aloha d maro tokoa moa izany no hitako hoe tena miavona! tsy ny vazaha ihany an! fa ny gasy koa! gay! le miavona tsy hoe problemana tsy mitsiky ihany amiko fa le tsy vonona ny hihaino olona mihitsy sady tsy vonona ny hi-rendre service mihitsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2949