FIHAONANA ATY AM-PITA 
oully - 07/11/2003 10:20
|
![]() Miankina amin'ny fahazotoantsika no handinihana ny daty marina sy ny toerana. Miandry anareo! |
ralay - 07/11/2003 15:57
|
![]() |
ralay - 07/11/2003 15:59
|
![]() |
ralay - 07/11/2003 16:00
|
![]() |
sipagasy - 07/11/2003 18:08
|
![]() |
hery - 07/11/2003 20:22
|
![]() Izaho koa dia miteny hoe ataovy amin'izay akaiky ny rehetra. |
taratra - 08/11/2003 21:00
|
![]() raha ny evitro aminio aloa de tsotra iany,hoe;tsara fa toizo. satria mantsy ny gasy any france any malaza tsy mifankahay ka eo zany no hifankaitanareo. ny anay ndray moa dia efa raikitra fa aminy 9 janvier no ionan'i gasy rehetra aty. misy bal be aminio ka. zay le hoe aza misara é!!fa tsara ny miaraka. ka de tapao zany ny daty sy ny ore!!!d mazao fafinaretana daholo. veloma |
oully - 08/11/2003 10:30
|
![]() Sa ahoana hoy ianareo? |
rinakely1 - 08/11/2003 10:40
|
![]() |
hery - 08/11/2003 13:47
|
![]() Sao dia misy manana soso-kevitra hafa? Na izany na tsy izany dia mbola ho-lancer-na manokana eto amin'ny namana tahaka ny nanaovana izany tamin'ny fihaonana tany Madagasikara io. |
benaivo - 09/11/2003 10:24
|
![]() zao aloha eh!masaka ve lay hoe le 27 déc2003 io?avy eo raha masaka io de hitadiavantsika organisateur masaka eto Paris |
sipagasy - 09/11/2003 16:05
|
![]() |
hery - 09/11/2003 16:25
|
![]() Sosokevitra ihany ireto sendra an'izay ni-chat momba ity fihaonana ity. - Mitady fety Gasy anakiray ao Paris anelanelan'ny 25-31 décembre - Tsy tokony ho andro fety - Dia mandeha amin'io fety io ny namana izay afaka - Mety hisy fomba hihaonana alohakelin'ilay fety mba hifankahafantarana sy ny sisa. - Dia miara-mifety. - Mila mahalala hoe aiza ilay fety izany... dia ohatrinona. Tohizo ihany ny resaka fanomanana. |
ely - 10/11/2003 13:45
|
![]() |
fijo - 11/11/2003 10:53
|
![]() |
xxx - 13/11/2003 15:38
|
![]() dia mbo ampitapitao amin lay filazam baovao ary moa zay daty tapaka raha mety sao mbo mandalo any ihany anay avy aty ambanivolo aty ie |
ds - 14/11/2003 12:11
|
![]() |
fijo - 15/11/2003 16:35
|
![]() |
benaivo - 16/11/2003 13:33
|
![]() marina daholo zany fa ahoana ihany ary no tena fanapaham-kevintsika farany eh!?ohatran'ny tsy ho masaka lay prog'-ny raha hiodikodina eto foana isika.Fa misiha fotsiny iray amintsika manapa-kevitra de taterahana lay fihaonana eh!ny ahy tsy dia hasiako olana loatra ny hoe "rahoviana?",fa ny hoe "aiza?" no mba hasiho marimaritra hiraisana fotsiny eh! |
fijo - 18/11/2003 10:14
|
![]() misy diso aloha ilay voalazako ery ambony,fa 06 dec ilay mahaleo sy lolo ary eric manana aty fa tsy 29 nov.aty marseille io à 22h.ary ity mba misy vinavina kely.satria ilay zavatra kendren'ny namana aty mada hatao any tulear amin'ny herin-taona mba zavatra tena tsara,sady fanampiana,dia maninona isika aty andafy izay tsy hafaka ny ho any raha mba manampy andry zareo.hoatra samy manome 10 na 15 euros isika dia efa mba manamaivana ny namana any.tsy misy fanerena io,fa mba fandraisan-tsika anjara amin'ny asa soa izay ataon-dry zareo.i hery moa dia manao tatitra eto ihany momba ny fitantana.hevitra io ka mila ny hevitra rehetra. |