Tsilalaon-teny

41. besorongola ( 17/11/2003 09:25)
nandositra ny volana
42. jokely ( 17/11/2003 19:40)
vĂ´maika koa olana
43. rfanjav ( 17/11/2003 20:12)
kotsa ny akanjony,
44. ely ( 17/11/2003 09:08)
ny hatsiaka mamely!
45. besorongola ( 17/11/2003 15:55)
godro ny ranjony
46. besorongola ( 17/11/2003 16:00)
Dia hoy Rasipa
47. kanty ( 17/11/2003 16:14)
hoe : avia ianao
48. rniaina ( 17/11/2003 16:44)
raha mila hafanana
49. mity ( 18/11/2003 17:12)
hataoko tena lafatra
50. mahaizamifidy ( 18/11/2003 19:09)
dia namaly razoky
51. besorongola ( 18/11/2003 14:42)
F'iza moa ianao?
52. soama ( 19/11/2003 09:42)
Tadidinao ve izaho?
53. soama ( 19/11/2003 09:43)
Tadidinao ve izaho?
54. njivo ( 19/11/2003 16:43)
Iza moa ianao
55. kally ( 19/11/2003 17:07)
izaho ilay fahiny
56. rniaina ( 19/11/2003 19:47)
, isika mbola zaza
57. rfanjav ( 20/11/2003 19:34)
niandry foana anao
58. hery ( 20/11/2003 11:08)
. Niahotra aloha ranamana
59. lovakely ( 20/11/2003 17:26)
avy eo nitanondrika
60. rniaina ( 21/11/2003 18:15)
, inona ity nolazainao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6327