Tsilalaon-teny

21. hery ( 10/11/2003 10:54)
ka gaga avokoa
22. dd ( 10/11/2003 12:55)
ny vahoaka rehetra.
23. mael ( 10/11/2003 10:41)
fa indro tovovavy
24. rinakely1 ( 10/11/2003 11:24)
tsara tarehy
25. ely ( 10/11/2003 12:55)
no teo anoloany.
26. rajaona ( 10/11/2003 16:17)
Ny tsininy kely
27. rfanjav ( 11/11/2003 18:20)
nikakakaka foana ravehivavy,
28. hery ( 12/11/2003 10:01)
ny nifiny anefa
29. moi ( 12/11/2003 17:11)
telo aman'efatra
30. rniaina ( 12/11/2003 16:07)
. Akory atao ary
31. rajaona ( 12/11/2003 18:16)
fa sahirana ny
32. ndria ( 13/11/2003 20:55)
anao lahy ka
33. rajaona ( 13/11/2003 17:09)
nitanaka vava fotsiny.
34. hery ( 14/11/2003 11:18)
Hanatona azy toa
35. rfanjav ( 14/11/2003 19:04)
raikitra ny tongotra,
36. rniaina ( 14/11/2003 19:30)
ny fo taralila,
37. ely ( 14/11/2003 19:58)
hiroso ve sa?
38. rajaona ( 14/11/2003 17:06)
hanao tongotra ankatoka?
39. hery ( 15/11/2003 11:12)
Tamin'izay indrindra anefa
40. rniaina ( 15/11/2003 14:58)
, nirotsaka ny orana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.384