Tsilalaon-teny

1. hery ( 05/11/2003 10:38)
Ity ary misy lalao kely hitako tamin'ny forum hafa lunarforums.com fa sao dia lazain'ny sasany hoe maka tahaka tsy miteny eo indray.
Hamorona tantara kely isika :) teny telo ihany no azon'ny tsirairay ampiasaina. Azo asiana teboka sy faingo sns... Tsy maintsy manohy ny hevitr'ilay teo aloha anefa.
Izaho no manomboka azy.
----------

"Indray andro hono,
2. lion ( 05/11/2003 19:28)
nisy olona iray,
3. rfanjav ( 05/11/2003 19:58)
nitady namana hovadiana
4. hery ( 05/11/2003 10:03)
tany andafy. Dia
5. rfanjav ( 05/11/2003 10:24)
nandeha nirenireny teny,
6. hery ( 05/11/2003 12:29)
dia indro ary
7. rfanjav ( 05/11/2003 12:38)
fa sendra mpamosavy,
8. clarys ( 05/11/2003 13:20)
ny andro anefa
9. rfanjav ( 05/11/2003 14:37)
alina. Tsy hita
10. zomiha ( 05/11/2003 16:22)
ny taratasy misy
11. kally ( 05/11/2003 16:35)
,inona no hevitra?
12. ds ( 05/11/2003 19:03)
hiroso maty renibe,
13. rfanjav ( 06/11/2003 17:41)
hihemotra maty raibe,
14. ds ( 06/11/2003 19:56)
raha maty rahavana,
15. dad ( 07/11/2003 20:03)
matesa ny omby
16. hery ( 08/11/2003 10:51)
. Soa ihany fa
17. rfanjav ( 08/11/2003 19:16)
nanazava ny volana
18. lanto ( 09/11/2003 12:05)
. Taitra ny akoho
19. hery ( 09/11/2003 16:52)
lahy sy ny
20. rajaona ( 09/11/2003 19:30)
vavy dia naneno
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1184