sipa matavy,sa sipa mahia?

1. fijo ( 05/11/2003 09:32)
Hono ho aho ry zareo,aty france dia menatra ny sipa raha vao misy kilao kely,ary ny bandy dia tsy mijery ny sipa matavy.tamin'ny izaho tany mada anefa dia tsy tianay ny sipa raha vao mahia.ary ny sipa mahia,dia tsy misy pikaoty any amin'ny bal.koa ahoana ny mba hevitrareo.fiteninay taloha ny hoe:"na tsara tarehy aza i tena,ka tsy ao amin'ny tena ny hena,andehana mandeha fa tsy misy ho jerena"
novalian'i fijo ny 22/01/2004 09:44
2. pisobe ( 05/11/2003 15:25)
Salut!
L'important, c'est qu'elle est bien dans sa peau, non.
Ilay lazainao koa anie ka zavatra samy hafa e, ny ao France sy ny any Mada.
Ianareo lehilahy samy manana ny fomba fijerinareo. Fa mety ny lehilahy hitanao ao France menatra ny milaza fa tia sipa matavy, fa araho ilay fanadaharana "c'est mon choix ao @ France 3 isaky ny tolakandro" fa ao no ahitanao ny hevitrareo aty France.
Fa ny any Mada, izay eo dia revena e, sa?
Bye
3. oupsyyy ( 05/11/2003 19:13)
Naôna.

Io samy manana ny tiny ka. Tsy azo généraliser na le zavatra zany e. Misy ny olona mankafy tovovavy mahia zay ohatra ana, misy ny olona tsy tia mahy fa matavitavy, enfin misy hena na mofo. Fa ny tena zava dehibe de ny toe panahy zay ao anatiny ihany. Na tsara tarehy sy tsara bika nefa ny ao anaty zero pointé de ça vaut pas la peine.
Bref, anjaranao ny mijery!!!!!
4. xxx ( 05/11/2003 11:53)
Samy ratsy na matavy na mahia.Aleo ihany ny antonony .Sa te hatory ambonina VITAFOAM ?.
5. miako ( 05/11/2003 13:26)
Io ry zareo tsy misy hoe ratsy na tsara izany a! arakarak'ilay olona no mahatsara azy na maharatsy azy. Kanefa tandremo sao tsara ara-batana kanefa ratst toetra sy fitondran-tena. ary indrindra hoe ratsy passport.
6. igliky ( 05/11/2003 15:02)
sipa matavy nasipa mahia, samy manana ny tiany
7. fijo ( 06/11/2003 20:51)
eny e,ekeko hoe samy manana ny tiany,fa ny ankapobeny no lazaiko.ary i oupsyyy angaha tena maintsamaintsa be?
8. voahirana ( 06/11/2003 15:58)
samy manana ny tiany io fa ny tena tsara dia ny antonony fa hafa ihany koa ny mba misy ho jerena
9. oupsyyy ( 06/11/2003 16:48)
Samy manana ny tiny io alou fa zao kou nge samy manana ny antoniny aminy e!!!!!!
Io kou nge arakaraka le joba e.
Misy ohatra zao job ratsy raha mahi, misy joba nefa tsara rah somary misimisy kely.
Samy manana ny tiny io
10. xxx ( 06/11/2003 09:29)
atao inona koa nefa sipa taolana e, taolapifika be tsy azo atao inona fa refa misafosafo de tonga de tolana b sa aona ry fijo?
11. oupsyyy ( 06/11/2003 13:58)
Ary ra fijo zany mpankafy sipa nofosana a
12. levondraky ( 06/11/2003 16:04)
Nenà alou le taille fine ihany no tiako e! Toa mavesatra @ masoko le botabota. Raha atao namana fotsiny de 'zay bikany tsy manin', fa raha joba de ny mahia no tiako. Zà aza mitady an'le mitezotezoka sala ny tsy ho ela de ho faty ireny. Na mahia salan'inona ange ny vevavy, ny fitaovany tsy maintsy nofony foana e! sa misy nahita vava ambany misy nify? hihi :-)
13. fijo ( 06/11/2003 19:19)
marina ry oupsyyy a.ilay misy hena ihany,fa ilay mahia toa tena manahirana be.tandremo ihany ry levondraky,fa izany vondraky izany anie ngeza e.ataovy mora ary sao maty eo ilay mitsitezotezo.
14. besorongola ( 07/11/2003 10:31)
Fa inona no tena jerena matavy sy mahia? ny tarehy ve sa ny vody? sa ny fandeha sa ny fihetsika ry reto?
Lay string sa ilay swing?
15. pisobe ( 08/11/2003 17:59)
Salut!
De tena resadehilahy tokoa an!
Ny tena jerena zany ry Besorongola a, de ny V . Fa i Fijo nanao ny sujet zany te-hampiresakaa anao fotsiny. Zay manko no tanjony, ny hilazanao ny hevitrao io.
16. oupsyyy ( 08/11/2003 18:30)
Samy jerena daolo lety reo ry besorongola a.
Pisobe ao zao mi string misy voile kely menamena reny, hahahaha.
te hiditra eto am resaky ny bandy eto ka.
De mahaiza mifidy sa tsy zany fijo??? Fijo kou nge mody fanin eo nefa...........
17. xxx ( 09/11/2003 19:37)
Tsaroako nisy sondage indray mandeha hitako t@ gazety taty Frantsa. Hita tamin'izany fa aleon'ny lehilahy aty mampiseho fa manana sipa manify izy, saingy rehefa mangala-pihinana kosa izy dia aleony mitady ny misy nofony. Izany hoe fisehoana ivelany fotsiny ny mifidy ny mahia, fa ny mampihodina ny lohany dia ny "misy sokatry".

18. xxx ( 10/11/2003 10:23)
Ny oln rehetra samy manana ny toe-batany avy. Na mahia izy na ngeza, refa izay de izay. Tu dois t'y faire 1 pt c tt. Samy manana fika daholo reo cas ireo ka tsy hitako we inn no manahirananao @izany.Reveo milay zé hita fa tsy fantatra zé anjara e!
19. xxx ( 10/11/2003 10:36)
Ny toe-tsain'ny mponina aty ampita dia efa voagejan'ny atao hoe "normes", asiana normes daholo by zavatra rehetra ka rehefa tsy tafiditra @norme (izay izy ihany no namorona azy) dia heverina fa tokony hatao ankilabao. Dia indro ary fa mibosesika manahia tena ny vehivavy mba ho anatin'ny normes, manenjika sipa manify ny lehilahy mba hampisehoana fa ao anatin'ny normes, nefa ao ambadika manonofinofy mitazana ny vehivavy manabika fenofeno, (avy eo aloha an evy ao aoriana), dikan'izany voalohany be ny fihatsarambelatsihy,
faharoa samy manja ianareo vehivavy na manify na fenofeno.
20. fijo ( 11/11/2003 20:36)
marina izany,fa ilay vatana no tena jerena fa tsy ny tarehy mahia na matavy akory.ny mahagaga ahy mantsy dia io voalaza eo ambony io.aty france dia te hampiseho hoe mahia ny sipa ary manana sipa mahia ny bandy.nefa raha izaho aloha dia ilay misy henahena no hitako fa tena mampiherika sy manontona kokoa.sady tsara e!aleo lazaina ny marina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8417