Marina ve fa ............... ?

1. xxx ( 01/11/2003 14:13)
Marina ve fa mampihena force izany ny fanalana ny volon'ilay fika be ?.Raha @ izay andro mafana izao aloha dia aleo raser-na sa ahoana ?
novalian'i fijo ny 13/01/2004 11:04
2. xxx ( 03/11/2003 20:56)
tena ilaina mihitsy ny manala volondataka satria mitana hatsembohana
en plus tsy hotototra ao ve ilay fika raha tsy manala volo mihitsy .
raha izaho aloha dia raser-ko ny ahy fa asiana mijanona kely fotsiny na izany aza fa tsy solaina tanteraka
3. xxx ( 08/11/2003 18:03)
Salut!
Esory rehefa mafana, fa mbo avelao rehefa ririnina ho bodofotsiny e.
Sady na hihena kely aza ny force-nao @ andro mafana, voaonitra vety2 e.
E he he.........
4. fijo ( 11/11/2003 20:38)
samsaonina sy dalila angaha izany?
5. oupsyyy ( 12/11/2003 14:59)
Za kou lesy mba gaga ra fijo, kou raha tsy sasaonina lesy kou ho very ny force n ny fikan ela refa miala io, vo maika ary io a l aise tsara mba mahazo toerana maladalaka tsara fa tsy vobabahana ao kou.

Esory lety a fa tsy manin io a
6. fijo ( 12/11/2003 16:49)
izay tokoa ka.
7. rinakely1 ( 12/12/2003 17:49)
hi!hi!hi tena mijabaka aty @ resaka lelà marina ny tenako! Azafady e! hi!hi!hi!hi
8. fijo ( 16/12/2003 16:23)
hay.manahirana e.
9. rinakely1 ( 16/12/2003 11:13)
asory e zé tinareo ihany io,fa aza mitaraina raha tsy mahatosika firy satria nihena ny forcenareo!
10. fijo ( 17/12/2003 10:44)
atao 1 cm ka.antonony izay.
11. rfanjav ( 18/12/2003 19:11)
hi hi hi
mahita ny tsy fahita mihitsy miditra ato @ resa-dehilahy ato marina !
12. fijo ( 19/12/2003 20:18)
ka hoe resa dehilahy ko.inona indray ary.
13. colpain ( 09/01/2004 10:53)
ongoty any letsy fa tsy misy an'zany a! na mihena aza ny forc'ela , ny tanana matanjaka fona .
14. fijo ( 13/01/2004 11:04)
sady maha be sandry io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2036