Fa maninona kay .... ?

1. xxx ( 01/11/2003 14:04)
Fa maninona kay na bandy samy bandy aza dia misy menatra mampiseho ny sexe -ny ?.Rehefa any @ piscine ohatra na miaraka mandro dia misy bandy manafina ny azy ?
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:08
2. xxx ( 02/11/2003 12:14)
Ka tsy natao ho an'ny bandy io kou. Rehefa sipa sy bandy tsy misy menatra fa rehefa bandy samy bandy mahamenatra. Inona koa anefa no hijeren'ialahy ny an'olona any e? Sao dia efa manomboka manana tendance hafahafa?
3. xxx ( 03/11/2003 16:27)
Tokony tsy hisy menatra izany fa misy antony hafa ao matoa ny sasany manafina ny azy.Tsy blem amiko aloha raha samy bandy e !
4. xxx ( 03/11/2003 17:14)
Blem io satria mety mieritreritra ilay bandy iray hoe kely loatra ny azy dia aleo afenina.Gravy kosa raha hitan'ny bandy hoe kely loatra i balita.
5. xxx ( 05/11/2003 15:03)
ha ha ha mampime lesty lisany reto a. Refa madio lesy ny saina de tsy manin. Na lebe i balita na kely kou manin e. io no anjaran ela ko de mahaiza mionona de zay.
Fa zao kou, ataon lisany jerena kooou nefa i balita e, ne lisany jerena f aza mijery n en hafa lety a
6. xxx ( 06/11/2003 19:56)
Tsy hitako izay hahamenatra raha samy entre bandy.Ataon'olona fa ... eo i alahy raha manafina an'i Balita rehefa mba miaraka mandro na ohatran'izay .Aza menatra izany letsy a !
7. oupsyyy ( 06/11/2003 20:58)
Tsisy mahamenatra marina nge io. Zavatra samy mitovy io kou
8. fijo ( 06/11/2003 19:21)
ra oupsyyy aloha tena bandy sa sariny e.
9. oupsyyy ( 07/11/2003 09:30)
hahahaha, in ny tin ela?????
10. xxx ( 10/11/2003 20:48)
aoka hamaliko azy, zaho viavy: satria intimité-ny iny ary tsy hitako mihitsy we inn no hijerenao zé fikany ihany sa tsy ampy anao nga ny anao? Anazy iny avelao ataony zay tiany atao aminy.
11. xxx ( 10/11/2003 17:34)
Tsy hoe hisy te hijery ange fa manontany fotsiny izy hoe fa maninona rehefa misy occasion hiarahana mandro ohatra dia misy bandy tena manafina ny fikany.Fa maninona nefa mba samy bandy ihany no eo ?.
12. fijo ( 11/11/2003 20:40)
marina izany,fa fanontaniana ny azy.koa aza romotra rehefa mamaly.
13. pisobe ( 11/11/2003 19:42)
Sali!
Ka manafina manao akory moa no tinareo lazaina? Misy mandeha anaty piscine @ pataloha ve zany e? Mbo menatra kosany izy fa mety petit ny an'i lery na ny mifanohitra @ izay de sao de ataondry Fijo sy Oupss sy ry X isany resaka ny ampitson'iny.
14. oupsyyy ( 11/11/2003 10:04)
Am aona ary ry pisobe, ataonay fihomezana ahona ary, ka samy manana ny pbleny nge io e, raha nena angambany no teneniko eto de asa fa feno ny takelaka kle
15. fijo ( 12/11/2003 20:21)
teneno ka,tsy maninona,fa mazoto mamaky izahay.alefa e!
16. oupsyyy ( 12/11/2003 15:03)
El amangin ary fijo a, hitako eto mitsy zao lety mitsikaninkany ao ambadiky ny ordi ao, ela a. kou raha voa miteny pblmako nge lety za de majary maty ndray le sujet ty fa lasas nena ndray no dicuter na eto de mahasosotra an xxxxxxx e. aleo am manaraka lesy a.
Fa zao fotsiny refa te ampiseho lisany a de ampiseho refa tsy te hampiseho de aza ampiseho f aza mitady aretin andoha am zany
17. fijo ( 12/11/2003 16:51)
okay ra oupsyy a.
18. isrine ( 12/11/2003 19:43)
Salut!
Lazao zay pb ry Oupsyy a; Natao ho à izany anie ny takelaka e. Mamorona sujet ary toi e, fa apetraho fona ny anarana a.
Za alou na asehonareo aza le izy de tsy hahita anie fa ato ambadiky ny ordi sady lavitra e, sady ny sary maloto hoy i Hery tsy azo atao eto, fa esorina tsy ho isan'ny namana intsony enao, fa ento any @ piscine ihany, sady mafana be zao ny andro ry oupsyy o?
19. oupsyyy ( 12/11/2003 09:10)
Tena mafana be mitsy.Zahay zao ngamba hanao piscine de aza matahotra fa ampisehoko ny ahy za te hijery, tsy problem amiko mitsy zany
20. fijo ( 12/11/2003 19:39)
de ahoana izany izahay aty amin'ny mangatsiaka be aty.grrrrrmitady dobo;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.153