ilaina ve ny kapaoty

1. xxx ( 24/10/2003 12:14)
zavatra efa mba ela iz ty no tiako hambara, raha toa ahy daholo ny kofa rehera de mety tsy hampiasa io zavatra io, fanontaniana ary ho an'ny ehetra ary, inn no fy azo @ io zavatra io raha fonosina ao anaty fingotra, andramo anie hoe frego hoanina miaraka @ fonony e! nefa kosa raha vao esorina ny fonony de hatsiro avy hatrany ny sakafo ho haninao, naianareo vehivav aza ve hahita tsirony @ io zavatra io, mino aho fa hano hina ahy avy hatrany enao, matoa enao mampiasa io de ts matoky ny tenanao enao!!!!!!!
novalian'i fetra ny 11/01/2004 17:15
2. xxx ( 27/10/2003 20:11)
Matoa izahay vehivavy mampiasa an'io dia tsy matoky anareo lehilahy izahay
satria, tsy fantatra koa izay vehivavy efa niaraka na mbola miaraka aminareo any (mangala-pihinana no tiako tenenina)

fa ny @ ilay hoe inona no tsirony, eritrereto fotsiny hoe mihinana bonbon pecto @ foniny, rehefa mitsentsitra an'iny ela eo ve ianao tsy hahazo maminy ihany!

protector plus ampiasaina e!
aza asarotina ho'aho ny fiainana!

Rehefa tsy te hahabevohoka zanak'olona, na tsy te hahazo aretina indrindra indrindra dia ampiasao ny kapoty !
3. mahaizamifidy ( 27/10/2003 09:31)
Marina fa tsy mahazo fafiny fa rehefa tena vadybe anao kosa moa inona ny olana,raha tsy hoe anga voany aretina izy dia mi-mast ianao izany,iny mantsy tonga dia direct tsara sa..?,misy aisd sy aretina hafa koa ny tanana,na aza miraharaha izany aretina izany fa tsirony fotsiny ihany jerena fa mety foana io.Dia ianao izany hatr@izay nihinanao sipa tsy mbola nampiasa kapoty?,nefa tsara ihany ianao raha mampiasa raha mbola revyny tanora fotsiny no iainanao,sao mantsy tsy hiteraka eo vao tsy hanam-pandimby.
4. fijo ( 29/10/2003 09:09)
aza manao kapoty,
dia aza manao mihintsy koa,
dia andehana manao papa.
5. mael ( 31/10/2003 18:32)
Tsotra ihany raha amin'izao fotoana izao
manaova kapoty raha toa ka efa niray , na nanao firaisana tamina olona maro ianao ka efa tsy mahatoky tena intsony hoe tsy voa , na voa.
Manao kapaoty raha tsy atokisanao ny vadinao.

Izany tsy hanao izany aloa tena sarotra be é , manao ihany kapaotyé.
6. jo1211 ( 31/10/2003 18:46)
Izaho koa tsy mirevy kapaoty. Titre fotsiny ny manao fa tsy misy tsirony sady ela be vao tonga. Mijaly mihintsy ny sipa.F'izao kosa, rehefa revy mandalo dia tsy maintsy manao e!. Tsy maintsy fantatra tsara izany izay hanaovana firaisana vao tsy manao raha izay. Tsy misy ohatra ny natiora ihany aloha e!
7. xxx ( 02/11/2003 20:44)
oui ilaina tokoa ny capote raha tsy te ho bebevoka faona sady efa misy ny aretina izao et le plaisir sa ne change rien
8. xxx ( 02/11/2003 17:32)
Araka ny fanadihadihana dia bandy tsy mahay manome fahafinaretana ny olona miaraka aminy no mandà tsy ampiasa kapaoty. Raha " okay " ny haben' ny bibitinao sy ny fahaizanao mitana ny sperme-nao tsy ho lasa vetivety dia tsy olana aminao mihitsy ny fampiasana kapaoty.
Ankoatr'izay dia resaka be fotsiny
9. fijo ( 04/11/2003 11:04)
avelao ry zareo tsy ampiasa kapaoty e!rehefa mitanty ny vokany izy ahatsiaro ihany.
10. rinakely1 ( 08/11/2003 20:40)
Amiko ny fiarovana tsara indrindra na @ aretina izany na @ vohoka tsy niriana d tsotra fotsiny : aza manao d samy vita.
Ny eritreritra tsy manenjika, ny tena salama voaharo.
Nefa ho an'ireo 'zay tsy mahay mifehy tena d vidio ny kapoty ho an'ny lahy mba hiarovanao ny tenanao @ aretina satria tsy hisoratra eny @ handrin'ny sipanao akory we :"madio" na "tsy madio" izy. Dho any viavy mividiana pilule d milamaina ny saina ary miaro @ vohoka tsy iriana kou io ary aza manaiky manao firaisana tsy misy fiarovana satri ny fiainanao manontolo no potika ra vao tratran'ny sida sy ny sns..
11. pisobe ( 10/11/2003 15:59)
Salu!
Ilaina ny capote, fa tsy isan'andro. Fa matoa ny vehivavy mangataka amino lehilahy ny capote dia sarony le izy, mba ho fifanajana. Satri raha tinao izy de hajao @ izay tiny izy alou. Inoako fa tsy ny olona manambady mihitsy no hanana pb @ izany fa ireo izay mbola mpanenjika viavy.
Sady na misy na tsy misy capote, manja fona e, fa mahaiza mi-jeu.
12. njivo ( 10/11/2003 10:03)
amiko aloha dia ny kapaoty no fanabeazana aizana tsara indrindra saingy ny fisiany koa anefa no mahatonga ny olona ho sahisahy ka tsy mifidy izay hiarahana
13. fijo ( 11/11/2003 09:18)
ka ampiasao ary e!izay.
14. isrine ( 12/11/2003 09:22)
Salut!
Ka rehefa manisy capote anie de toy ny tsy miray fa misy mpanelanelana e, "tsy iray fa roa ihany" .
Fanabeazana aizana hono le izy fa raha trobaka de ahona o?
15. rinakely1 ( 12/11/2003 10:44)
FA NGA D MARANITRA B NY AN' LE DALA?
16. oupsyyy ( 12/11/2003 14:08)
Ka mety hiiseho zany rinakely1 a, fa ny tena tsara ry zareo de aleo mampiasa ihany a, tena marina nge zany fa tsy aiko raha nahare nareo fa tam fampielzam peo de ny antontan isa de miroboro fatratra le aretimandoza, de zay plaisir kely aman ora maromaro de animbana ny fiainana iray manontolo.
Raha malina aza hono mifehy hazo tokona, traduction texto mitsy io a.
Ekeko fa misy fomba hafa kou mety ahazoana an le fika be fa aleo mitandrina surtout hoe tsy de azo antoka le partinera, surtout ho antsika tsy mahari bokena reny a
17. fijo ( 13/11/2003 20:08)
tsy manonva tsirony izany ny fisian'ny kapote fa heritreritra daholo izany.ary marina fa mety ho rovitra ilay izy,nefa dia mahalana izay no mitranga.
18. isrine ( 14/11/2003 14:58)
Salut!
Amiko de tsy hitako ny olana na manao kapoty na tsia, fa tiko ilay olona matoa niarahako, tsy anenenako ny vokany!
Fa za manomboka zao, de asaiko mampiseho carte ny lehilahy alohan'ny hiaraka amiko, @ izay tsisy ny olana.
19. fijo ( 15/11/2003 15:25)
carte inona indray izany.sao dia tsy ananako.
20. xxx ( 22/11/2003 14:15)
inn dray zany carte zany le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1086