Hafindrao Windows Serasera

1. r4d0 ( 15/10/2003 10:18)
Ary maninona raha hafindra plateform Microsot serasera.org fa efa tsy misy ilana azy ihany Linux/Apache araky ny hevitr'i Hery?

:-)))
novalian'i 2689 ny 30/12/2003 19:14
2. ds ( 15/10/2003 09:02)
Microsoft = Windows/IIS.
Dia ovaina daholo koa izany ny fitaovana (visual interdev/frontpage ?).
3. hery ( 15/10/2003 11:20)
Tsy azon\'i Rado ilay blem-ko amin\'ny Linux.

Linux dia tsara ho an\'ny admin fa tsy tsara ho an\'ny users tsotra. Ny serveur izany dia côté admin noho izany dia tena tsara mihitsy ny hipetrahany ao amin\'ny linux.
Izaho tsy hoe tsy tia linux fa hozy aho hoe mbola tsy zakan\'ny utilisateurs tsotra ny linux. Raha isaky ny hampiditra zavatra vaovao dia tsy maintsy hiantso an\'i Rado (saosy alou izay e) dia ahoana? Windows tsy mila an\'izany fa ampidirina ny cd dia vita.
Izay ihany :)
4. r4d0 ( 15/10/2003 14:25)
Vazivazy iny fa aza hafindra zany.

Raha ny fampiasana Linux an-davan'andro dia tsy misy olana firy fa efa vita @ "clickodrome" izy zao.

Siora
5. bruno ( 16/10/2003 09:26)
aleho ihany linux fa io no libre service tsy misy arakaraka
sa ahoana
6. ralay ( 18/10/2003 17:22)
aleo zay mahamora azy ho an'ny be sy ny maro ihany fa ny namana anie tsy informaticien daholo e.Ka asio sondage sy fanazavana kely hoan'ny vahoaka izay zavatra hovana.
7. sifotra ( 29/11/2003 19:07)
Saika nivadi-po ny tenanay raha nahita ity loha-hevitra ty... soa iany lahy fa vazivazy !!!
Vonon-kanampy.
8. ikaretsaka ( 30/11/2003 11:25)
Hafindrao Mac koa fa letiee..samy hidongy hamindra aby koa
9. 2689 ( 30/12/2003 19:14)
Hozy ilay namana iray izay ato @ serasera.org :
Computer is like an air-conditioner, it works fine until you open windows.

Tadidio fa nisy Cyberkaoatry zay tetsy Antanimena nakaton-dry zalahy fa satria nampiasa OS Windozy sy MS Office tsy nanome vola an'i Datoa Gates.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6936