firaisampinoana

1. megane ( 10/10/2003 17:55)
mandeha ny resaka fa tsy hisy intsony ny firaisampinoana, mino aho fa tsy olon'nadriamanitra no mitady hanao izany, ary inona no tanjony @ izany anefa e?
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:53
2. rfanjav ( 10/10/2003 11:24)
Asa aloha ny nahenoanao an'izany resaka izany, fa ny fantatro hatr@ izao dia miezaka miditra @ firaisampinoana ny fiangonana tsirairay, na dia mbola ho lavidavitra aza ny làlana hodiavina
3. dimbya ( 04/01/2004 16:22)
Ny firaisampinoana dia tsy inona akory fa fiarahana manao fotoam-pivavahana. Io dia miankinaa amin'ny mpiandraikitra ny fiangonana. Rehefa vonona ny amin'io ny mpiandraikitra ny fiangonana dia mandeha.

Raha toa kosa ka heverina fa ny firaisampinoana dia ny ahatonga fiangonana iray. Io angamba no somary sarotra. Ary tsy izao ihany izany no nitranga fa na ny hatramin'izay niasan'ny apostoly. Raha miteny ny hoe fiangonana masina manerana izao tontolo izao ny Baiboly, dia fiombonan'ny olona mino an'i Kristy izany
4. princianique ( 05/03/2004 17:28)
Raha ny Fiangonana miombona ao @ FFKM aloha no hanao firaisam-pinoana dia ekeko, fa raha miaraka @ Sekta dia toa ho kely ny finoako, satria ireo Sekta ireo tsy mahita atao afa-tsy ny manaratsy ny finoana izay ao antin'ny FFKM.
Ireo lohan'ny fiangonana ao @ FFKM dia tena mihezaka mihintsy @ zao fotoana izao ny hiroso @ firaisam-pinoana @ alalan'ny fanaovana matetika ohatra ireny fiaraha-mivavaka ireny alohan'ny hisy fanandinana aram-panjakana.
5. xxx ( 23/01/2005 16:53)
de tsy haiko ndray zany ,fa mahalasa adala hono zay madinika io finoana ,fa finoana fotsiny de hoe manana ny Tompo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9712